Sneakers by Carina

Sneakers by Carina Pour les amoureux de belles sneakers fripe 💖
Qualité au rendez-vous ✨
032 85 036 51

🔥 ARRIVAGE TENNIS AM'Q FRIPE MILAY BE 😍 Ho anareo izay mbola tsy nahazo indray ary e 😉 Miezaka mitondra zavatra tsara ho...
18/08/2026

🔥 ARRIVAGE TENNIS AM'Q FRIPE MILAY BE 😍
Ho anareo izay mbola tsy nahazo indray ary e 😉 Miezaka mitondra zavatra tsara ho anareo foana zay 😘 Efa aminy sary tsirairay ny détails dia iza no mety aminareo ary e 😊?
☎️Mp ou 032 85 036 51

💚😍COUP DE COEUR MANJA BE 😍 💚         Ho an'iza indray ito manja be ito 🤩 ?  Sady couleur tsy be mpanana 😜✨Al'ex@nd&r MćQ...
07/08/2026

💚😍COUP DE COEUR MANJA BE 😍 💚
Ho an'iza indray ito manja be ito 🤩 ? Sady couleur tsy be mpanana 😜
✨Al'ex@nd&r MćQūeen pointure 37 🥰 Fripe tbe en véritable cuir 💯 Made in Italy 🔥
☎️Mp ou 032 85 036 51

😍 ARRIVAGE AM'Q MANJA BE 😍 Aiza daholo nareo pt37 amin'ireto manja be ireto 🤩AM'Q rose et AM'Q tout blanc 🥰 Pointure 37 ...
06/08/2026

😍 ARRIVAGE AM'Q MANJA BE 😍
Aiza daholo nareo pt37 amin'ireto manja be ireto 🤩
AM'Q rose et AM'Q tout blanc 🥰 Pointure 37 🔥 Fripe tbe en véritable cuir 💯 Made in Italy 😊
Raha maka azy roa dia omeko prix mora be sady mahazo cadeau panier AM'Q 😉
☎️Mp ou 032 85 036 51

🎒📚 Efa manakaiky ny fidiran'ny mpianatra! Homano dieny izao ny boky ilaina.Eto aminay dia ahitana boky isan-karazany:📖Li...
30/07/2026

🎒📚 Efa manakaiky ny fidiran'ny mpianatra! Homano dieny izao ny boky ilaina.

Eto aminay dia ahitana boky isan-karazany:
📖Livres scolaires (Boky fianarana) • Livres de contes (Boky ho an'ny ankizy) • Roman français • Bandes dessinées • Boky malagasy • Diksionera • sy boky maro hafa.

📍 PAV 111-112, Ambohijatovo

✨ Tongava dieny izao misafidy, mbola maro ny safidy!
📩 Mandefasa hafatra raha mila fanazavana.

📚 Amin'izao vanim-potoanan'ny vacances izao, fotoana tsara hiomanana sahady amin'ny rentrée scolaire! ✨Aza miandry ny fo...
29/07/2026

📚 Amin'izao vanim-potoanan'ny vacances izao, fotoana tsara hiomanana sahady amin'ny rentrée scolaire! ✨
Aza miandry ny fotoana farany vao hitady boky. Tongava misafidy mialoha amin'ireo boky maro isan-karazany misy ato aminay.
📖 Ahitana: ✅ Boky fampianarana (livres scolaires) ✅ Romans ✅ Bandes dessinées (BD) ✅ Boky angano sy tantara ho an'ny ankizy (livres de contes) ✅ Boky ho an'ny ankizy ✅ Rakibolana (dictionnaires) ✅ Ary boky maro hafa.
💰 Vidiny mirary, boky voafantina tsara ary mbola tsara kalitao.Afaka manontany izay boky tadiavinareo aminy liste koa fa misy maro ato aminay 😉
📍 Tsidiho izahay ety Ambohijatovo – Pavillon 111-112 ampitany ministerany tanora
☎️Manao livraison dia mandefa aminy faritra rehetra 032 85 036 51

SALAMA DAHOLO 👋 IRETO INDRAY NY ARRIVAGE MILAY BE NOENTINAY ANAREO ANDROANY 🔥😍 Ny tennis fripe daholo 💯 Dia ny bottines ...
26/07/2026

SALAMA DAHOLO 👋 IRETO INDRAY NY ARRIVAGE MILAY BE NOENTINAY ANAREO ANDROANY 🔥😍
Ny tennis fripe daholo 💯 Dia ny bottines vaovao 🥰
Efa aminy sary tsirairay ny détails dia aza misalasala manontany raha misy mety aminareo 😘 Mp ou 032 85 036 51

Mbola disponible ireto basket ireto 🤩 Fripe tbe hatrany 💯 En véritable cuir 🔥✨Al'ex@nd&r Mć-Qūeen dos gris pt36 😍 ✨Al'ex...
24/07/2026

Mbola disponible ireto basket ireto 🤩 Fripe tbe hatrany 💯 En véritable cuir 🔥
✨Al'ex@nd&r Mć-Qūeen dos gris pt36 😍
✨Al'ex@nd&r Mć-Qūeen tout blanc pt37 😍
☎️Mp ou 032 85 036 51

🔥 ARRIVAGE TENNIS FRIPE MILAY BE 😍😍😍 Salama daholo o 👋 Ireto indray no azo atolotra anareo amin'ity erinandro ity 🥰 Frip...
23/07/2026

🔥 ARRIVAGE TENNIS FRIPE MILAY BE 😍😍😍
Salama daholo o 👋 Ireto indray no azo atolotra anareo amin'ity erinandro ity 🥰 Fripe bon etat hatrany 💯 Efa aminy sary tsirairay ny détails dia aza misalasala manontany raha misy mety ary e 😊
☎️Mp ou 032 85 036 51

Address

Antananarivo

Telephone

+261344671918

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sneakers by Carina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share