18/03/2026
JOBA 8 : 7
Ka na dia kely aza no niandohanao,dia ho lehibe indrindra no hiafararanao.
📌Ity misy astuces kely tsotsotra zaraiko aminao, etina hikarakarana volo mba ho Salama tsara ny volo .
✅ Vahona tapatapany ohatran ny felan tanana,tsy voasana fa avy dia tetehina madinika.
✅ Huile d'olive 2sotro.
✅ Huile coco 2 sotro.
Miaraka mixena ireo,dia tatavanina avy eo
Ahosotra @ volo 30 à 60min ,na entina matory vao maika tsara.
Sady mapaniry volo no mahasalama azy.💖💓
Mazotoa mampiasa ary tompoko ô 🌹🙏