Im'tsar KIDS

Im'tsar KIDS "Im'tsar KIDS" est une page consacrée aux fournitures scolaires et aux articles personnalisés pour enfants.

Efa mahay manavaka tsara an’ireto ve ilay TPS sy PS kelintsika ao? 👧🧒🧠✨ 🎮 Antsoy kely aloha izy ireo hilalao hoe iza no ...
01/08/2026

Efa mahay manavaka tsara an’ireto ve ilay TPS sy PS kelintsika ao? 👧🧒🧠✨

🎮 Antsoy kely aloha izy ireo hilalao hoe iza no « intrus » na hoe « miavaka » amin’ireto sary eto ambany ireto. 👀🖼️

💬 Soraty eo amin’ny commentaire ⬇️ ny valiny avy eo! 😊

Efa tena mandroso be ny teknolojia amin’izao vanim-potoana izao 📱💻🚀👨‍👩‍👧‍👦 Na izany aza dia maro ireo ray aman-dreny no ...
30/07/2026

Efa tena mandroso be ny teknolojia amin’izao vanim-potoana izao 📱💻🚀

👨‍👩‍👧‍👦 Na izany aza dia maro ireo ray aman-dreny no miezaka mampanalavitra ny ankizy amin’ny « écran » 📵📺

Inona avy izao no filamboly ataon’ny ankizikelintsika ao amin’izao vacances izao? ☀️🏖️🎨⚽📚🚴‍♀️🧩

💬 Zarao ao amin’ny commentaire ⬇️😊

26/07/2026

Inona no dessin animé tian'ny zanakao indrindra amin'izao? 😍👧inona ilay tena mahatamana azy amin'izao vacances izao? 🥰

Mankasitraka anareo izay tena marobe efa nanao commande étiquettes pour cahier&crayon izahay! ☺️ dia mankasitraka koa amin'ny retour mamikely nataonareo 🙏 🥰

Ho an'izay mbola tsy nahazo dia mbola tsy tara an!

❤️ Omenao anay fotsiny ny anarana sy kilasy misy azy
❤️ Sy izay dessin animé tena tiany
🔧 dia izahay no manamboatra azy

✅ Manongotra sisa dia mametaka satria efa prédécoupés ny autocollants 😉

📲 Tongava ary ao amin'ny Message Privé fa misy fihenam-bidy ho anao ao! 😊
-------------------
📞 0342199904
📌 Anelanelan'ny Jovena Ankazomanga sy Bassin Antanimena
🛵 Livraison : TANA sy any

Inona avy ireo fitaovana tsy maintsy ilain’ny zanatsika foana any am-pianarana ? 📕🖊️✏️Matetika moa dia efa manome lisitr...
18/07/2026

Inona avy ireo fitaovana tsy maintsy ilain’ny zanatsika foana any am-pianarana ? 📕🖊️✏️
Matetika moa dia efa manome lisitra mazava ny Sekoly amin’ireo fitaovana ilaina isaky ny kilasy misy ny ankizy avy 

🤗 Andao mba hifanampy hoe aiza ny toerana fividiananao fitaovana? Tsara kalitao ? Vidiny mora ihany koa ? 💸

🧠✨ 𝐒𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐞𝐥𝐚𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲 :🐟 Trondro matavy (sardine, thon, saumon) :...
15/07/2026

🧠✨ 𝐒𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐝𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐞𝐥𝐚𝐫𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐢𝐳𝐲 :

🐟 Trondro matavy (sardine, thon, saumon) : Manankarena Omega-3, izay manampy ny atidoha hiasa tsara sy hanatsara ny fitadidiana.
🥚 Atody : Ahitana otrikaina ilaina amin'ny fianarana sy ny fifantohana.
🍎🍌 Voankazo : Manome vitamina sy angovo hanohanana ny fiasan'ny atidoha isan'andro.
🥬🥦 Legioma maitso : Manankarena vy sy vitamina, ilaina amin'ny fitomboana sy ny fivelaran-tsaina.

💡 Fa tena zava-dehibe koa anefa ny torimaso ampy tsara sy ny fisotroana rano !

🌱 Misy fomba fiaina manokana tianao hananan’ny zanakao ve? 📍Ampianaro azy dieny izao izy mbola kely izao, fa tsy ho adin...
13/07/2026

🌱 Misy fomba fiaina manokana tianao hananan’ny zanakao ve?
📍Ampianaro azy dieny izao izy mbola kely izao, fa tsy ho adinony mandrapaha-lehibe azy izany
__ OHABOLANA 22 :6

11/07/2026

🤔 Ahoana no atao mba hampahazoto ny zanatsika hiverina hianatra indray?

☑ Na io "rentrée scolaire" io aza tsy ho andrin'ilay zaza intsony 😍 rehefa mahazo an'ireto "autocollants personnalisés" ireto izy! 😁 ❤

💡 Sady izao koa, nataonay prédécoupés daholo ny ireto étiquettes autocollantes scolaires ireto mba hahamora ny fampiasantsika azy! 👍😊

🎁 Raha izao ianao no manoratra ao amin'ny Message Privé dia misy Promotion miandry anao ao!
-------------------
📞 0342199904
📌 Anelanelan'ny Jovena Ankazomanga sy Bassin Antanimena
🛵 Livraison : TANA sy any

11/07/2026

😍 Mazoto mianatra sy faly ery ny harenakelintsika rehefa amin'ilay tena tiany ny fitaovam-pianarany! 🥰👧🖍️🎒

🎁 Ankafizin'ilay zaza mihitsy rehefa asiana an'ireto Etiquettes scolaires personnalisés ireto ny fitaovany! 👌

❤️ Omenao anay fotsiny ny anarana sy kilasy misy ilay zaza
❤️ Sy izay dessin animé tena tiany
🔧 dia izahay no manamboatra azy

✅ Manongotra sisa dia mametaka satria efa prédécoupés ny autocollants 😉

📲 Tongava ary ao amin'ny Message Privé fa misy fihenam-bidy ho anao ao! 😊
-------------------
📞 0342199904
📌 Anelanelan'ny Jovena Ankazomanga sy Bassin Antanimena
🛵 Livraison : TANA sy any

Coucou les amis 👋😊On va s’amuser avec une petite énigme !👂 Je suis toujours là,👀 tu ne peux pas me voir,🍃 mais tu peux m...
11/07/2026

Coucou les amis 👋😊

On va s’amuser avec une petite énigme !
👂 Je suis toujours là,
👀 tu ne peux pas me voir,
🍃 mais tu peux m’entendre…
❓ Qui suis-je ?

💬 Écris ta réponse en commentaire ! 🍀

11/07/2026

😍 Efa nahazo étiquettes ho an'ny fitaovam-pianarany ve ny zanakao? Andao omena izay tena tiany izy mba hampahazoto azy hiverina hianatra indray! 👧🖍️🎒🥰

✂️ sady efa amin'ilay prédécoupés ireto autocollants personnalisés ireto, izany hoe manongotra fotsiny sisa dia mametaka! 😉👌

❤️ Omenao anay fotsiny ny anarana sy kilasy misy ilay zaza
❤️ Sy ny dessin animé tena tiany

✅ dia izahay no manamboatra azy

📲 Tongava ary ao amin'ny MP fa misy promotion miandry anao ao! 😊
-------------------
📞 0342199904
📌 Anelanelan'ny Jovena Ankazomanga sy Bassin Antanimena
🛵 Livraison : TANA sy any

Address

Ankazomanga/près De Jovena & En Face Du Tsena Antaniavo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Im'tsar KIDS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share