08/09/2026
✨ ARRIVAGE VAOVAO ✨
👡 KAPA PLATEFORME 👡
Tonga indray ilay kapa tena stylée, confortable ary tendance 😍🔥
🤍 Disponible amin'ny blanc, noir, beige…
✨ Plateforme manome élégance
✨ Mora ampifanarahana amin'ny tenue rehetra
✨ Parfait ho an'ny sortie, balade, vacances 🌸
Pointure disponible :36-37-38-39 et 40
💥 Arrivage vaovao — aza tara fa mety ho lany haingana!
📩 Mp malaky ary fa vitsivitsy ihany ireo an💌
Tsotra • Tendance • Élégante • Confortable 🤍👡