Fil de la Mode

Directions

Fil de la Mode 🥻🎽👚Un fil à suivre pour toutes vos envies de style👙👘🩳

28/08/2026

🚴‍♂️✨ Mankasitraka indrindra ny Club COSPN! 🇲🇬❤️💚

Faly sy mirehareha izahay mizara aminareo ity maillot vaovao izay namboarina manokana ho an’ny Club COSPN. 👕🚴‍♂️

🙏 Mankasitraka indrindra ny Club COSPN tamin’ny fahatokisana sy ny safidy nomenareo anay tamin’ny fanamboarana ity maillot ity. Faly izahay afaka nandray anjara tamin’ny fanomezana endrika vaovao sy mampiavaka ny ekipanareo.

💪 Natao am-pahitsiana, araka ny modely sy ny loko nofidin’ny club, mba hahafahan’ny mpikambana tsirairay mitafy azy am-pireharehana rehefa eny an-dalana sy amin’ny fifaninanana.

❤️💚 Misaotra tamin’ny fahatokisana, ary manantena fiaraha-miasa mbola hitohy hatrany!

👉 Ho an’ireo club, groupe na ekipa izay maniry hanamboatra maillot personnalisé tahaka izao, dia misokatra ny commande. Afaka misafidy modely, loko, logo, anarana ary numéro araka izay tiana.

📩 Raha liana dia tongava MP fa afaka miresaka sy mandamina ny commande.

Mankasitraka anareo rehetra manohana ny asa sy ny vokatra vita Malagasy! 🇲🇬❤️

03/08/2026
21/06/2026

🚲

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fil de la Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share