Tsara moteur nefa mora

Tsara moteur nefa mora Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara moteur nefa mora, Shopping & retail, Ampitatafika, Antananarivo.

AMIDY sprinter 416 fourgon, moteur rexton 5cylindres turbo, boîte 12 , jumellé, bonne état. Mijery mivantana no tena tsa...
02/05/2026

AMIDY sprinter 416 fourgon, moteur rexton 5cylindres turbo, boîte 12 , jumellé,
bonne état.
Mijery mivantana no tena tsara , tongava mijery, antsoy ny laharana
Tel:0341959069
0331469181
PRIX: miantso avy hatrany no mety
Miantsoa mialoha raha hijery fa fiara mbola miasa izy io de mivezivezy.

Mbola misy an ireto ny ambiny amin ilay pièce détachée Honda fortune 125 an, alefa mora hatrany ho anao mila izany ,ka j...
29/04/2026

Mbola misy an ireto ny ambiny amin ilay pièce détachée Honda fortune 125 an,
alefa mora hatrany ho anao mila izany ,ka jereo ze mety.
👉 cadre
👉 T ambony ambany
👉 bras miaraka amn ny axes
👉garde boue avant , arrière
👉 sns ze hitanao am sary eo
mp na miantso ny 0349938003
alefa mora fa aza misalasala ra misy hilaina

Pièce détachées .Ho anao mila pièce , alefa mora daholo ireo  👉 *cadre honda fortune (misy niforotra kely le eo am fixat...
22/04/2026

Pièce détachées .
Ho anao mila pièce , alefa mora daholo ireo
👉 *cadre honda fortune (misy niforotra kely le eo am fixation moteur fa voadona)
*réservoir honda fortune (misy pempo)
*seza honda fortune
* bras , T , sns
👉 réservoir honda cbz miaraka amn ny aile gauche, droite
👉 Pneu arrière 90/90-18(2)
👉 Amortisseur arrière
👉 Garde boue avant, arrière
Bonne occasion Honda daholo ireo , afaka alefa miaraka, afaka alefa tsirairay, atao mora.
Mp na miantso ny 0349938003.

Ra hitaiza ihany hoa de zavatra tsara tezaina. tena we mbola tsara, tonga de mitondra, sady mbola tanora kely , vao 5Mil...
18/03/2026

Ra hitaiza ihany hoa de zavatra tsara tezaina.
tena we mbola tsara, tonga de mitondra, sady mbola tanora kely , vao 5Mil km mahery ny tableau, efa vita vidange sns.
Bon oc mbola tsy niasa teto mada
Honda CBF 125 misy kick, démarreur, double klaxons, 5vitesses , misy indicateur de vitesse,
Papier modèle n°1 sy facture magasin
Mp na antsoy ny 0349938003 avy hatrany ra mahalina anao.
@

jereo ze mety aminao, bon oc daholo.* Pneu cst tubless 90/90-18 miaraka amin'ny jante alu arrière* pneus 2 ,  3.00-18- 9...
01/03/2026

jereo ze mety aminao, bon oc daholo.
* Pneu cst tubless 90/90-18 miaraka amin'ny jante alu arrière
* pneus 2 , 3.00-18- 90/90-18 tubtype
* jante alu sy pneu par 18 (accidenté) miaraka amin'ny disque de frein avant
* Flask sns
* réservoir (misy pempo) sy seza ana cb fortune
antsoy ny 0349938003 na mp avy hatrany rah mahaliana anao.

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara moteur nefa mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share