Maman’i Yandriss

Maman’i Yandriss Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maman’i Yandriss, Andraisoro, Antananarivo.
(4)

Mivarotra entana maro isan-karazany, colis perdu, brocante déco, vilany, vilia, électronique sns koa manasa anao hi-suivre ny pejy fa misy live isan'andro ato ary mahafinaritra hatrany ny fiarahana mandritra ny Live: fizarana, tsikitsiky.

24/08/2026

Tohiny live brocante

24/08/2026

Live brocante

Ity oa tsy toa ny tourche M...  Kely reny😁 (izay mahay mameno ny banga😜 dia asio retour kely nge ho anizay efa nahazo ry...
22/08/2026

Ity oa tsy toa ny tourche M... Kely reny😁 (izay mahay mameno ny banga😜 dia asio retour kely nge ho anizay efa nahazo ry Malala e🙏

Coucou aloha🥰
Misy zoom io dia changeable no afaka asiana pile tsotra mety daholo.
Misy Zoom ihany koa, mazava tsara.
JP + confirmation en mp ho anireo mbola tsy nahazo fa tsy anenenanao ity. (4 dispo)

✅Live vaky Brocante sy liquidation avy eo an✅

Salama Salama va🥰 Tongasoa aty an-tanana ny tenanay ry Malala❤️ Miala Kely ny rotorotom-piainan'Iarivo aloha ka angony t...
20/08/2026

Salama Salama va🥰
Tongasoa aty an-tanana ny tenanay ry Malala❤️
Miala Kely ny rotorotom-piainan'Iarivo aloha ka angony tsara ny bob fa na aty aho dia tsy maintsy entana Mlay bé no entiko eo VAO miverina😄
Hisy live atoandro ihany eto aminy pejy koa dia manasa anareo sahady hiaraka hi sahondrahondra aminy ankizy ato😅 brocante dia izay hanaovany zareo ny prix ao fa mila mi JP fotsiny nareo an😅🫣

Misy JP connecté, favoris, 10m ary lampe vitsivitsy hitan ankizy ao sy articles sasany ho ezahina atao pub eto, efa manesy miantso anareo nanao commande t@ live ny commercial🙏

Izay fa dia bisous bé daholo e😍

19/08/2026

Cc, Aiza ao Antsirabe no mety ahitana lit gonflable ry zareo azafady ? Na sao misy mañana? Nana aho fa namidiko ka mitady indray😂

Voaray daholo ireny Zavatra ilainareo ireny fa manomboka mercredi miezaka mandamina azy zahay Sady manao pub photo ho an...
17/08/2026

Voaray daholo ireny Zavatra ilainareo ireny fa manomboka mercredi miezaka mandamina azy zahay Sady manao pub photo ho anizay reste tsy lasa aminy live Anio😊

Faly bé aloha za nahita ity JOKER ITY❤️
✅Lunette Smart connectée
Afaka ihainoana hira, andraisana appel ary akana sary😍 TACTILE IZY.

HO HITANAO AO AMINY LIVE RARIVA✅ 19H30

Tsara Alatsinainy ô🥰Tsy dia tapakevitra tsara moa zany ny ririnina t@ity taona ity ka dia VAO nisy occasion Kely dia nav...
17/08/2026

Tsara Alatsinainy ô🥰

Tsy dia tapakevitra tsara moa zany ny ririnina t@ity taona ity ka dia VAO nisy occasion Kely dia navoakako ny cuissarde saika tsy hiseho hazavana t@ity 2026🫣😄 efa ahy taminy 2017 izy io fa mbola mijajika tsara😍
Pointure 38 ny ilany dia 39 ny ilany😂 iza no mahalala😅🫣

✅Live mafotaka be rariva fa hande haka rivotra Kely amzay aho ry Malala a😍 Araraoty fa efa nisavasava entana bé aho taminy week-end iny dia feno bomba bé ny tanana ato✅

Oroka mamy bé daholo dia samy tahin'ny Tompo 🙏

15/08/2026

Vaky b***e brocante mixte

❌ RÉSERVÉ❌Te haneho ny hamanjany fotsiny aho ry Malala a❤️Hisavasava entana bé aho ka lazao eo aminy commentaire ireny a...
15/08/2026

❌ RÉSERVÉ❌
Te haneho ny hamanjany fotsiny aho ry Malala a❤️
Hisavasava entana bé aho ka lazao eo aminy commentaire ireny article tinao be tsy mety azonao @ live iny fa Tonga dia idirany commercial Mp ianareo raha misy ato.
Ohatra JP Favorie😂 JP smart, JP connecté sns ...

Rariva isika live brocante mixte

Address

Andraisoro
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman’i Yandriss posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share