Karseell.mg est le distributeur karseell à Madagascar

Karseell.mg est le distributeur karseell à Madagascar DISTRIBUTEUR DE PRODUITS DE SOINS POUR LES CHEVEUX ET LES PARFUMS DUPE
IMPORTATEUR OFFICIEL DE PLUSIEURS MARQUE EN DIRECT USINE.

NOUS AVONS UN SALON DE COIFFURE POUR ESSAIS DE NOS PRODUITS KARSEELL.MG, est un distributeur officiel des marques KARSEELL et DELOFIL pour Madagascar.

02/10/2026

🤗

Tsara ko Ilay lissage brésilien Laura sim's ah ...
Za mihintsy no tsy dia mi pub be azy ty , izay efa nanandrana alo dia tena tsy miala amin'izy io intsony.

Ny Laura sim's dia marque française.

Reto avy ny ao anatiny kit lissage brésilien Laura sim's :

1/ Shampoing Clarifiant : nettoie et prépare le cheveu[ 50ml ]

2/ Lotion réductrice : concentrée en kératine, lisse le cheveu et réduit les frisottis [50ml]

3/Masque : enrichi en Beurre de karité et en huile de noix du Brésil, il nourrit et répare les cheveux [ 50ml ]

4/Sérum : apporte de la brillance [ 5ml ]

Prix : 139.000Ar au lieu de 160.000Ar

‼️Efa Kely sisa ato fa tandremo sao tara.

📍 Disponible chez karseell.mg
✨Cap 3000 Andraharo en face Station Total
✨ La City Ivandry , aty ambany akaikin'ny orange

📞037 48 842 82



Salama daholo 🤗 🥰🌹 Masque delofil double protéine🌹Ty masque delofil noir ty dia tena be protéine be, misy huile d'argan,...
02/10/2026

Salama daholo 🤗 🥰

🌹 Masque delofil double protéine🌹

Ty masque delofil noir ty dia tena be protéine be, misy huile d'argan, huile de macadamia , huile d'arbre à thé, sns ....

Natao ho an'ny volo otrany aôna mo izy io.

*Simba be ny volonao
*Maina bé ny volonao noho ny antony maro samy hafa ( nandoko volo na nanao décoloration...)
Dia natao ho anao izy io

🌿Curly ve ny volonao ? Mety bé ko izy io satria ny volo curly dia tena tia proteine be, ny proteine dia manampy amin'ny resaka définition boucle.

➡️Tsy vitan'izay fa manala frisottis ko izy , manome brillance, malefaka ny volo , mitsabo volo tapatapaka ko izy.

Prix : 500ml / 75.000Ar

📍 Disponible chez karseell.mg

✨ CAP 3000 Andraharo en face station Total
✨La City Ivandry

📞037 48 842 82







Ouverture ce jour de la boutique cosmetic Madagascar à la city.2 boutiques pour mieux vous servir* La city ivandry: bout...
01/10/2026

Ouverture ce jour de la boutique cosmetic Madagascar à la city.
2 boutiques pour mieux vous servir
* La city ivandry: boutique
* Cap 3000 andraharo: salon et boutique

Coucou daholo 🤗 📍Aza adino maka ny cadeau anareo Zay nandray anjara tamilay lalao 1 sy lalao 2 ... Mbola misy vitsivitsy...
29/09/2026

Coucou daholo 🤗

📍Aza adino maka ny cadeau anareo Zay nandray anjara tamilay lalao 1 sy lalao 2 ...
Mbola misy vitsivitsy tsy naka , sao adino fotsiny dia mampatsiahy anareo .

Inona ndray ny loka tinareo ataontsika amin'ny jeux manaraka ?

🌹Pack 12.000Ar × 10 ( olona 10 no misitraka )
Shampooing 10ml
Après shampooing 10ml
Masque 10ml
🌹 Kit voyage × 2 ( olona 2 no mitraka )
🌹Masque delofil 250ml ×3 ( olona 3 no misitraka )

Iza no tinareo , sorato ao amin'ny commentaires ao ⬇️ ,

Ilay MBA betsaka mahazo ve sa oe iza...

Tamin'ilay lalao 1 sy lalao 2 , olona 17 bé Zao nahazo lot 12.000Ar na ko nahazo ( shampooing 10ml delofil sy après shampooing 10ml delofil).
Tena oe aia ko ro ahita raha bôjo omena ampitiavana be.

Mankasitraka 🥰

28/09/2026
Salama daholo 79 no nandray anjara tamilay lalao JP2 iny ,.... Hanao impression an'ireo 79  dia ha ao Ilay ankitsapaka. ...
28/09/2026

Salama daholo

79 no nandray anjara tamilay lalao JP2 iny ,....

Hanao impression an'ireo 79 dia ha ao Ilay ankitsapaka.

Ataoko amin'ny commentaires ao daholo alo ny screenshots nareo 79 ....

Amin'ny 13h manao ankitsapaka,

Tokony natao omaly fa tsy tratra ka ialana tsiny .

Misaotra 🙏

Salama daholo 🥰 Tapitra Ilay lalao momba ny boutique vaovao hisokatra. 11 no nahamarina Olona 10 mo tokony mahazo loka ,...
27/09/2026

Salama daholo 🥰

Tapitra Ilay lalao momba ny boutique vaovao hisokatra.

11 no nahamarina

Olona 10 mo tokony mahazo loka , 11 no nahamarina dia MBA tsy hanahirana ny tenanay sy fanomezana fahafahampo anareo nahamarina dia mahazo Ilay lot 12.000Ar daholo nareo 11.

‼️Midira MP nareo . ‼️

✨La city Ivandry ✨ ny boutique vaovao hisokatra tsy ho ela.

Misaotra an'izay nandray anjara rehetra

Reto ny nahamarina :

Anastasia Anastasia
Miorafitiavana Ranaivoarison



Famenontsoa Harivel


Jenny Bake
Pattÿ Andriamaherison
Mendrika Nad'iah

Ao amin'ny CAP 3000 Andraharo Nareo maka ny lot 12.000Ar

Mankasitraka tompoko

✨ Kit Lissage Brésilien karseell Karseell ✨Reo amin'ny sary reo ny ao anatin'ilay kit lissage brésilien karseell. Rehefa...
27/09/2026

✨ Kit Lissage Brésilien karseell Karseell ✨

Reo amin'ny sary reo ny ao anatin'ilay kit lissage brésilien karseell.

Rehefa mividy anio ianao dia misy mode d'emploi omenay anao , mode d'emploi mitovy amin'ny fanaovanay ato amin'ny salon.

Prix : 160.000Ar [ prix kit lissage brésilien karseell]

‼️Ilay résultats 12 semaines tsy oe miverina otrany volonao talohany nanaovana lissage ny volo fa fotsiny efa mihena ny halamany , dia ny repousse ko etsy andaniny efa maniry be ‼️

Lavalava ny dingana arahana aminio lissage io , afaka Tonga ao amin'ny salon ko ianao manao azy. Ao amin'ny commentaires ao ny tarif manao lissage ao salon. Ra hanao ao amin'ny salon ianao Dia zahay no miantoka produits rehetra.

✅ Sans formol (Formaldehyde Free) pour un soin en toute sécurité
✅ Lisse/ Élimine les frisottis et jusqu'à 12 semaines
✅ Produits 100% Authentiques

📍 Karseell.mg : CAP 3000 Andraharo (en face Station Total)

📞 Infos & Commandes : 037 48 842 82

🚚Livraison rapide partout à Madagascar !

📩 Envoyez-nous un Message Privé pour commander votre kit dès aujourd'hui !










‼️Lalao arivariva‼️Loka: shampooing 10ml delofil+ après shampooing 10ml delofil ➡️8000Ar ny vidin'izy 2 reo. Tsy misy as...
26/09/2026

‼️Lalao arivariva‼️

Loka: shampooing 10ml delofil+ après shampooing 10ml delofil ➡️8000Ar ny vidin'izy 2 reo.

Tsy misy asa be atao akory fa soraty oe JP2 ao amin'ny commentaires.

Ny tirage au sort atao rahampitso, defilé(ko) ny commentaires dia Zay commentaire voalohany mipoitra no mahazo.

Olona 5 no sahirana.

‼️Ra eto Tana ianao Dia récupéré nao ao amin'ny CAP 3000 Andraharo ( TSY ATAO LIVRAISON) ‼️
‼️Ra any amin'ny faritra ianao Dia alefanay colis Ilay izy dia ataonay PA‼️

Zay an ?

JP2 ao amin'ny commentaire ary.

🤗( Coucou)Hiresaka momba ny après shampooing ndray tsika. Reto ny fanontanina matetika apetrakareo : 📍Tena ilaina ve ny ...
26/09/2026

🤗( Coucou)

Hiresaka momba ny après shampooing ndray tsika.

Reto ny fanontanina matetika apetrakareo :
📍Tena ilaina ve ny mampiasa après shampooing ?
📍Inona ny conditioner ?
📍Rehefa mampiasa masque ve mbola ilaina ny après shampooing ?
📍Inona ny asany après shampooing ?

➡️Eny tompoko tena ilaina ny mampiasa après shampooing.

➡️ Conditioner= Après shampooing, ny conditioner amin'ny teny anglisy Ary amin'ny teny frantsay izy dia après shampooing, zavatra ray iany reo.

➡️Na mampiasa masque aza ianao Dia tsara fôna mampiasa après shampooing, Samy manana ny asany zareo Ary mifameno.

➡️Reto ny asany après shampooing amin'ny ankapobeny : amin'ny ankapobeny ho aho satria ny après shampooing tsirairay ko samy Mbola manana ny mampiavaka azy.

🌹Manakatona cuticules ny volo .
Ny cuticules rehefa tsy mikatona dia lasa maina ny volo , tsy mitazona hydratation, ary lasa tapatapaka.
🌹Manome hydratation
🌹Miaro ny volo izay avy nosasana.
🌹Mampalefaka sy mampangirana ko izy
Sns sns tena Mbola maro fa reo no tena important.

Ny masque kosa dia reto ny asany:

🌹Le masque capillaire est un soin intense et profond qui agit au cœur même de la fibre du cheveu pour réparer, restructurer et nourrir en profondeur.

*Réparation en profondeur
*Nutrition intense
*Restauration de la souplesse des cheveux
*Douceur et brillance
Sns sns ....

🥱😵‍💫😵Lava be Ilay fanazavana.
.... Tohiny
Misy karazany 4 ny après shampooing karseell :

✨ Trouvez Votre Soin Karseell Maca Power Idéal ! ✨

🔹 Repair bleu – Pour cheveux secs & abîmés.

🔸 Standard Maca Essence – Pour cheveux colorés & traités chimiquement.

🔹 Anti chute – Pour renforcer & réduire la chute.

🔸 Hydratation intense ( deeper moisture) – Nutrition intense & anti-casse.

💰 Prix 95.000 Ar / 500ml , mitovy ny prix, izay ilainy volo ao no atao.

Karseell.mg est le distributeur karseell à Madagascar

📍Cap 3000 Andraharo
📞037 48 842 82
Afaka Mandefa mp iany ko.





Address

Centre Commercial CAP 3000 Andraharo/Centre Commercial La City Ivandry
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Karseell.mg est le distributeur karseell à Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share