25/03/2024
📣📣📣Miarahaba o 🤝
❌❌JEU AZAHOANA 100.000ar ❌❌
Ela be nikatona ny pejinay fa somary nisy olana ara-teknika tato @ Facebook fa Efa nosokafan’zareo ny page ka dia hiverina fon amzay izahay ary hitondra zavatra vaovao ho anareo
⚠️Hanombohana azy dia ho asiana JEU aloha ,jeu d’interaction ilay izy,ity voalohany ity dia Tsy Afaka une semaine ny résultat fa Afaka 2semaines satria mbola Tsy actif tsara
❌❌LOKA 100.000ar no omenay anareo,Tsy article fa Tena lelavola 100.000ar mihitsy,koa alefaso ary
Fepetra :Tsy compte fake
❤️Asio j’aime ny page
💜Manaova reaction
💙Manaova max de commentaire
🖤Surtout max de partage
🚲CITY BIKE AMPEFILOHA mivarotra pièces sy izay rehetra mety ho ilainao mikasika ny vélo 🚲