Ny Kanto divers

Ny Kanto divers Décoration, création, services traiteurs ...et bien d'autres prestations à votre disposition

06/03/2026

Aodyyy oooo, ao ve ianareo ? Hanome cadeau indray izahay amin'ity mars ity an. Ensemble collier sy bracelets 4 be izao. ❤

Promo HONO izy ity an.Original HONO, aleo hataoko hoe HONO satria tsy haiko raha izay tokoa.Raha ny tokony ho vidiny dia...
05/03/2026

Promo HONO izy ity an.
Original HONO, aleo hataoko hoe HONO satria tsy haiko raha izay tokoa.

Raha ny tokony ho vidiny dia 300$ ~ 1.500.000ar latsaka kely eo.

Dia remisé à 40$ izy izao ~ 200.000ar latsaka kely eo.

Ireto indray aloha ny prix, tsy manankery intsony ireo prix taloha.
05/03/2026

Ireto indray aloha ny prix, tsy manankery intsony ireo prix taloha.

Bracelets personnalisés en  .Efa misy prix isaky ny sary tompoko.Révision de prix ireo.
05/03/2026

Bracelets personnalisés en .

Efa misy prix isaky ny sary tompoko.

Révision de prix ireo.

28/02/2026

Niova fournisseur kely aloha, dia miova ihany koa ny délai de traitement 🙏
Raha 20 à 25jrs izy teo dia lasa un mois mahery kely eo 😢

28/02/2026

Tena nahazo tombony ianareo izay nanao personnalisation ka efa vita ireo fa tena niakatra be ny prix any @ fournisseur. 😢

👋Miandry fa gasy moa izany 😉Dia sady miandry ny orange ihany koa. ....
27/02/2026

👋

Miandry fa gasy moa izany 😉

Dia sady miandry ny orange ihany koa. ....

26/02/2026

Aiza no misy carte visa mvola disponible ? Toa lany daholo eraky ny Shop omaly ?

25/02/2026

Asiana fampianarana kely eto foana aloha fa ilay orange manirikiry.
"Henjana" no fanoratra fa tsy "enjana" 🙏

Mba ela loatra kosa ry orange an. Efa ho 3 semaines izay. Aiza ihany ? Sa ny anareo mba mandeha ny servisy orange ?Sshhh...
25/02/2026

Mba ela loatra kosa ry orange an. Efa ho 3 semaines izay. Aiza ihany ?

Sa ny anareo mba mandeha ny servisy orange ?

Sshhhh

25/02/2026

Aza asiana "n" mihitsy ny "mihitsy" ry namako 🙏

Tena ialana tsiny tamin'ny tompony. Nefa efa sady niandry 20jrs. 🙏Tsy nety ilay habeny, diso kely dia tsy maintsy naveri...
24/02/2026

Tena ialana tsiny tamin'ny tompony. Nefa efa sady niandry 20jrs. 🙏

Tsy nety ilay habeny, diso kely dia tsy maintsy naverina ny avance nomeny.

Donc, dispo izy io hoan-jaza "enfant" izay hividy azy.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261389735131

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Kanto divers posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny Kanto divers:

Share