Au coin des sacs

Au coin des sacs Page vente de prêt à porter de qualité, d'accessoires divers, de sac David Jones et article de France
Livraison partout à Madagascar Shopping et vente au détail

Pour garder votre sac en simili cuir comme neuf, frottez-le délicatement avec un chiffon doux imbibé de lait démaquillan...
19/03/2026

Pour garder votre sac en simili cuir comme neuf, frottez-le délicatement avec un chiffon doux imbibé de lait démaquillant ou de liniment. Cette astuce permet de retirer les taches sans utiliser d'eau, ce qui préserve la souplesse de la matière et évite les craquelures !

16/03/2026

Ho anareo rehetra na kely na lehibe, tsy misy oe pointure firy na firy.

Raha sendra ny kiraro malalaka na manaikitra, dia tsotra ny vahaolana ho anao.

Faux Semelles en silicone na en tissus confort.

Manampy anao tsy hampitsotsoka kiraro sy hampipetaka azy tsara. Misy ihany koa miaro ny kitronao mba tsy aharary lava sy ho lanin'ny kiraro.

Mahaliana anao? Aza misalasala mandefa message na miantso anay avy hatrany

12/03/2026

Ianareo koa ve mba tratra 🤣

Haha, mba hanihany kely hanomezana tsikitsiky anareo mpanjifa

Hitanareo amin'ny horonantsary arany ny bandoulière kely portée épaule. Misy lokony 5 azo hisafidianana tsara ary manao Livraison ihany koa izahay an 🥰

Tongava haingana ety amin'ny Victoria Plaza Antanimena Box C05 sy D03 rez-de-chaussée arany e
Laharana : 034 09 733 28

Amin'izao fankalazana ny andro manerantany ho an'ny vehivavy izao, izahay ekipa iray manontolo ato amin'ny Au coin des s...
08/03/2026

Amin'izao fankalazana ny andro manerantany ho an'ny vehivavy izao, izahay ekipa iray manontolo ato amin'ny Au coin des sacs dia mirary soa antsika vehivavy rehetra.

Maro ny adidy aman'andraikitra ankinina amintsika na ao antokatrano, na eo amin'ny sehatrin'ny asa, na inona adidy misy, na aiza na aiza.
Manandaja lehibe izany vehivavy izany, mitondra ny aina, mikolokolo sy mikarakara ka tena mila tohanana hatrany.

Koa dia ho antsika vehivavy rehetra arany, mijoroa, mahereza, aza kivy fa isika ihany koa no antokin'ny fampivoarana sy ny fandrosoana

Arahabaina ianao madama, mpanorina sy mpitantana an'i Au coin des sacs 🎉 nahatratra izao tsingerintaona nahaterahanao iz...
25/02/2026

Arahabaina ianao madama, mpanorina sy mpitantana an'i Au coin des sacs 🎉 nahatratra izao tsingerintaona nahaterahanao izao

Izahay ekipa iray manontolo dia mirary soa anao hatrany 🙏 enga anie ny Tompo homba anao foana 🥰

Vizaka ny mitondra poketra somary lehibe? Mitady an'ilay tsara kalitao sy tsy be mpanana? Mba te hiala amin'ny loko oe m...
22/02/2026

Vizaka ny mitondra poketra somary lehibe? Mitady an'ilay tsara kalitao sy tsy be mpanana? Mba te hiala amin'ny loko oe mainty fotsiny ve?

Aty indray ary ny maso e. Efa hainareo angamba oe manao ahoana izany David Jones izany. Ny hakantony, ny didiny, ny zaitrany sy ny fahatezany.

220 000Ar
Ny laharan'ny poketra: CM7823
Ny refiny: 27x21x9

Manao livraison manerena an'i Madagasikara

Toerana: Victoria Plaza Antanimena Box C05 sy D03 ambany rihana
Laharana: 034 09 733 28 / 038 56 671 24

Mba maka aina kely indray alohan'ny rotoroton'ny herinandroAza adino fa ny alatsinainy ka hatramin'ny sabotsy izahay no ...
22/02/2026

Mba maka aina kely indray alohan'ny rotoroton'ny herinandro

Aza adino fa ny alatsinainy ka hatramin'ny sabotsy izahay no misokatra, manomboka amin'ny 8h30- 17h00. Mitovy amin'izay ihany koa ny livraison mandritra ny herinandro.

Mirary soa daholo an 🥰

20/02/2026

Mba hanihany kely fotsiny re a fa tsy misy anizany an 🫣

Bandoulière David Jones indray ary no atolotray anareo androany e, tsara kalitao, mafy, maro loko ary mateza tsara an (raha tsy izany ve hifampisitomana e 😭🤣)

Amin'ny vidiny mirary, tokana, mbola fihenambidy St Valentin 200 000Ar tompoko

Afaka tonga dia miantso avy hatrany raha liana na manantona mijery mivantana an

034 09 733 28/ 038 56 671 24
Victoria Plaza Antanimena Box C05 sy D03 rez-de-chaussée

Dormir en douceur et tout confort? Parfait! Ces ensembles de nuisette tout droit importés de France sont parfait pour vo...
17/02/2026

Dormir en douceur et tout confort? Parfait! Ces ensembles de nuisette tout droit importés de France sont parfait pour vous mesdames.

Trois modèles différents disponibles en taille S à XL

Livraison partout à Madagascar

Contact: 034 09 733 28/ 038 56 671 24
Lieu: Victoria Plaza Antanimena Box C05 et D03 rez-de-chaussée

11/02/2026
✨𝐏𝐫𝐞𝐦𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐬𝐨𝐫𝐭𝐢𝐞, 𝐦𝐞̂𝐦𝐞 𝐞́𝐧𝐞𝐫𝐠𝐢𝐞 ✨Parce qu’une belle année commence aussi par de beaux moments partagés 💛Aujourd’hui, l...
02/02/2026

✨𝐏𝐫𝐞𝐦𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐬𝐨𝐫𝐭𝐢𝐞, 𝐦𝐞̂𝐦𝐞 𝐞́𝐧𝐞𝐫𝐠𝐢𝐞 ✨

Parce qu’une belle année commence aussi par de beaux moments partagés 💛
Aujourd’hui, l’équipe féminine Au coin des sacs s’est réunie autour d’un repas pour lancer l’année avec le sourire, la motivation et beaucoup d’envie.

Derrière chaque sac, chaque colis préparé avec soin, il y a une équipe engagée, soudée et prête à donner le meilleur pour vous satisfaire ✨
Merci à vous de faire partie de notre aventure, cette année encore, on avance ensemble 🤍

𝐒𝐞́𝐥𝐞𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐯𝐞̂𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐮𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 ✨Robes, tailleurs et pièces soigneusement choisies pour sublimer votre style au quotid...
23/01/2026

𝐒𝐞́𝐥𝐞𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐯𝐞̂𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐞𝐧 𝐛𝐨𝐮𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 ✨

Robes, tailleurs et pièces soigneusement choisies pour sublimer votre style au quotidien comme lors des grandes occasions.
Des coupes élégantes, des matières agréables et une sélection pensée pour allier confort, féminité et élégance.

💬 Les prix sont indiqués directement sur chaque photo.
📍 Disponibles de suite en boutique.

📌 Boutique : Victoria Plaza Antanimena – Box D03, rez-de-chaussée
📞 Contacts : 034 76 929 97 | 034 09 733 28
🚚 Livraison possible partout à Madagascar

Address

Victoria Plaza Antanimena BOX C05 Et D03
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261340973328

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Au coin des sacs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share