Ma Belle

Ma Belle 🛍️ Vente de divers articles : vêtements, sacs, accessoirs , de très bonne qualité ✨ pour des prix abordables 💰

Ireto sisa no disponible tamin’ilay arrivage ☺️ Qualité anie oa tena tsara eh 🥰 📩 MP pour commander les dames 📦 Livraiso...
10/08/2026

Ireto sisa no disponible tamin’ilay arrivage ☺️
Qualité anie oa tena tsara eh 🥰

📩 MP pour commander les dames
📦 Livraison prévue pour demain

Tonga ary ilay arrivage nandrasareo 😍• Bandoulières• Sacs seau• Sacs à main • Sacs à épauleQualité impeccable👌 tena tsar...
07/08/2026

Tonga ary ilay arrivage nandrasareo 😍
• Bandoulières
• Sacs seau
• Sacs à main
• Sacs à épaule

Qualité impeccable👌 tena tsara anie 🥹
Détails sous chaque photo 🥰

📩 Alefaso ny commande amin’ny MP
📦 Frais de livraison à partir de 4.000ar

🛬 ARRIVAGE EN ROUTE 😍Ela ela izay fa hoavy amin’izay ny arrivage 🥰Amin’ilay tsara kalitao izay tsy andiso fanantenana an...
06/08/2026

🛬 ARRIVAGE EN ROUTE 😍
Ela ela izay fa hoavy amin’izay ny arrivage 🥰

Amin’ilay tsara kalitao izay tsy andiso fanantenana anareo 🥹

Stay tunned mes belles dames ❤️

😍 PREMIER ARRIVAGE 😍👜Sac à main, bandoulière, sac GM ny arrivage'tsika ❤️ Modèle unique daholo ireo an, iray ihany isaki...
29/03/2025

😍 PREMIER ARRIVAGE 😍

👜Sac à main, bandoulière, sac GM ny arrivage'tsika ❤️
Modèle unique daholo ireo an, iray ihany isakin'ny modèle 🥰

💰Prix : 18.000ar à 45.000ar
📦MP pour passer commande
🚴Frais de livraison à partir de 4.000ar

Comment réussir son "Vendredi Joli" ? 😉 ✨1.Optez pour un look qui vous fait sentir belle et prête à conquérir le week-en...
21/03/2025

Comment réussir son "Vendredi Joli" ? 😉 ✨
1.Optez pour un look qui vous fait sentir belle et prête à conquérir le week-end ! 💖
2.N'oubliez pas que 👇👇👇

Happy Zazavavy's Day!!! 💐Aujourd'hui est un jour spécial pour toutes les femmes ✨. Ensemble, mettons en lumière notre fo...
08/03/2025

Happy Zazavavy's Day!!! 💐
Aujourd'hui est un jour spécial pour toutes les femmes ✨. Ensemble, mettons en lumière notre force, notre beauté et notre indépendance 🌸 ! Profitons de ce moment unique et partageons cette joie 💖

Miarahaba eh 💕Ireto avy ary ireo conditions générales de vente'tsika ato amin'ny " Ma Belle MDG". Somary lavalava fa ian...
05/03/2025

Miarahaba eh 💕
Ireto avy ary ireo conditions générales de vente'tsika ato amin'ny " Ma Belle MDG". Somary lavalava fa iangavina isika mba hamaky tsara 🥰alohan'ny hanaovana commande :
🤍 COMMANDE :
- Alefanareo MP aminay ny sarin’ny entana tinareo alaina sy ny détail rehetra , miaraka de livraison sy contact.
- Mandefa résumé izahay dia izay no hoe : COMMANDE CONFIRMÉE.
- Rehefa vita confirmation ny commande’nareo dia ny ampitson’iny ny livraison na daty teneninareo.
-Raha manao réservation dia mandoa acompte 50%.
🤍 PAYEMENT :
- Raha eto TANA dia payement à la livraison afaka atao espèce na mobile money ( 033 05 281 86/034 53 736 67) miaraka amin'ny frais de retrait.
- Raha any indray dia payement alohan'ny livraison (totalité + frais de retrait ).Tsy mandefa colis izahay raha tsy maharay payement.
🤍 LIVRAISON :
- Ny frais de livraison dia à partir ny 4.000ar
- Ny heure de livraison dia miankina @ itinéraire ny livreur, izany hoe tsy misy heure fixe.
- Manao livraison foana izahay akoatran'ny Alahady.
🤍 RETOUR ET ANNULATION :
- Raha tsy mety aminareo indray ilay etana ka efa tonga any ny livreur dia mandoha frais de livraison ianareo.
- Raha hanajanona mihintsy ny commande dia miantso alohan'ny @7
- Raha misy fiovana na toerana na andro hanaovana livraison dia miantso alohan'ny @7 ihany sady manao confirmation .
-Hamarino tsara ny etana sy ny famerim-bola eo ampandrasaina azy.

Mankasitraka tompoko 🫶

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma Belle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share