Avosoa AROIM

Avosoa AROIM Page Avosoa AROIM officiel

๐Ÿ‘‰ Instagram: https://www.instagram.com/avosoaaroim/
๐Ÿ‘‰ E-mail: [email protected]

*Varotra en-Ligne (Shop'in AROIM)
*Filazana zava-misy eto an-toerana sy any ivelany & Natao ifampizarana zava-mahasoa,
*Adin'Akoho ( )
*Fialana voly sy hatsikana,
*sns... maro izay tsy voatanisa, fa pejy ho an'ny daholo be!!!

08/09/2026

๐Ÿ’ฅMangataka partage Maxi ๐Ÿ™๐Ÿ™
Urgent ๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐Ÿšจ very Zao reto entana ireto nisy namaky tato an trano ny studio (AMBODIHADY AMBOHIMANARINA) tsisy tavela na iray
Micro B2 pro
Carte son bheringer UMC 202 Hd
Clavier maรฎtre midi tech 5 octave
Monitor ร‰difier
ร‰cran plat 26 pouce LG
Ordinateur bureau cori 3
Ra mb misy mivarotra eny aminareo eny d mb andefaso mp n'a antsoy ty 0341613372 mb Mila partage b ami tsika namana ato๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

โœ๏ธ Bota Batteur

Akaikin'ny Mpanakanto
fans

07/09/2026

iza indray ary izao satana nampiditra bluetooth izao? ๐Ÿ˜€๐Ÿ˜€๐Ÿ˜€๐Ÿ˜€

๐Ÿ›‘Tsy fandriam-pahalemana
05/09/2026

๐Ÿ›‘Tsy fandriam-pahalemana

D amizao 2026 izao d lasa misy effet aminy sainy ilay izy ka lasa miteniteny foana sy lasa tsy mahatadidy
05/09/2026

D amizao 2026 izao d lasa misy effet aminy sainy ilay izy ka lasa miteniteny foana sy lasa tsy mahatadidy

๐ŸšจAOKA HAZAVA:

Tsy natahotra fifaninanana i Andry Raobelina fa voa ny masony dia tsy afaka nanao fampihelazan-kevitra ny tenany tamin'ny 2023๐Ÿฅฑ

05/09/2026
05/09/2026

D hoe tsy nareo ve izany no niteny aniny ve??? Loooooza
tadidio fa matoa mamono afo haingana tahak'izao dia nisy antony tao fa tsy hisy olona andeha hamorona fake news izany. Sa ve atao misy mamoaka aloha ny alaliny rano d rehefa hita fa ataony olona fiomehezana sns... D ovaina amizay ilay izy hoe tsy izay fa tsy izy no niteny anizany fa vaovao diso iniana aparitaka satria hita fa tsy nankasitrahany olona. Tsara ilay miteste ny zavatraho avoaka aloha fa ny olana d tadidio fa ny Fanaovana politique tsy tsapatsapa ka manao A d rehefa tsy mety d lazaina fa B. Hitanareo aloha izay ny niveau anao sur rรฉseau sociaux, ny niveau public mo na d lazainareo fa tsy nadio dia nahazo ny zero virgule fa rehefa madio izany mety ho 1% ihany max.

โ€ผ๏ธ๐Ÿ˜ฑ๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ  #๐˜€๐—ฎ๐˜‡๐˜† 10 ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ   ๐—ถ ๐—๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—ถ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ. Raha ny vaovao voaray io tolakandro io dia nahazo   h...
01/09/2026

โ€ผ๏ธ๐Ÿ˜ฑ๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ #๐˜€๐—ฎ๐˜‡๐˜† 10 ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ถ ๐—๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—ถ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฑ.
Raha ny vaovao voaray io tolakandro io dia nahazo hiasa mandritra ny 10 taona ny Jeneraly misotro ronono Ravalomanana Richard.
๐Ÿ“ŒRaha tsiahivina, ho niray taminโ€™ny famonoana olona sy fandratrana olona niniana natao, noho ny fiampangana fa nanome taminโ€™ny fampiasana hery famoretana nandritra ny ity farany.

ยฉ๏ธTv Plus

Address

Ambatobe
Antananarivo
101

Telephone

+261330553030

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Avosoa AROIM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Avosoa AROIM:

Shortcuts

Share