01/07/2025
🇲🇬 Ho fanomboana ity volana ity ary dia hitondra zavabaovao ny eto Hak'Anjo
Mba ho fanampiana ireo izay tsy manampotoana hanaterana ireo lamba efa tsy hanaovana intsony nefa tena mbola tsara be dia hisy ny fangalana izany any aminareo !! na any ampiasana io na eny @ trano. Mety daholo 😊
Ho hatombotsika @ fanagonana ireo lamba any aminareo aloha ary ilay izy dia avy eo mandefa santionany tsikelikely izahay eto .
Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina 📩😊
------------------------------------------------------------------------
🇫🇷 He ! He ! He New Challenge pour nous.
On nous a dit de faire des extraits de photo sur les articles disponibles à Echanger.
🆗 On va le faire.. 😊
ET, pour bien préparer cela, on va d'abord recollecter les vêtements qui dorment chez vous, pour justement en faire un coup de cœur pour d'autres, une fois bien traités via les photos ou petites vidéos qu'on prépare.... 👊😜😉
Alors, n'hésitez pas à nous appeler ou à nous envoyer des messages pour nous dire où est ce qu'on vient récupérer.... On est prêt.. 😊