31/08/2026
❌❌❌TENY FIALANA TSINY NOHO TSY FAHATANTERAHAN'ILAY FISARIHANA T@28 TEO❌❌❌
Ialana tsiny amintsika mpanaraka fa nisy olana goavana izahay dia tsy afaka nanao ilay FISARIHANA ny 28 Août teo, ary efa miezaka ny mandamina azy amin'izao koa dia mahareta fa tsy ela dia hoatao io FISARIHANA io ary aza hadino manaraka tsy tapaka ny pejy fa hoavy ilay fotoana iray hoantsika mpanaraka 😌☺️
Mbola manankery noho izany ny lalao mandram-pivoaka ny voka-daolao 😁🎉
Mankasitraka ny amin'ny faharetanareo sahady ary manome toky fa tsy maintsy atao ilay FISARIHANA 🙏🏻❤️
Mirary soa hoatsika rehetra izahay ato amin'ny Coin Cadeau ❤️😘🥰
🤣 Tsy mbola nahita vola nandeha nitady tompony ve ianao? Dia ity ary! 🤣
💸 30.000 Ar no hozarainay!
Olona 3 no ho tsara vintana ka samy hahazo 10.000 Ar. Tsy mila miasa mafy, tsy mila manao gym, tsy mila mitady "parrain" 😆... fa mila manaraka fepetra kely fotsiny!
🎯 Ireto ary ny mission-nao:
❌❌✅ Asao hanaraka ny pejy Coin Cadeau ny namanao.
❌❌📸 Alefaso ao anaty commentaire ny capture d'écran mampiseho fa manaraka ny pejy ianao.
❌❌📲 Zarao ity publication ity ao amin'ireo groupes misy anao.
⚠️ Aza atao hoe: "Efa saika handray anjara aho fa hadinoko..." 😅
🎁 Sao dia ianao ilay olona handray 10.000 Ar amin'ity indray mitoraka ity!
🍀 Mirary soa ho an'ny rehetra! Ary aza adino... maimaim-poana ny mandray anjara, fa mety vola no entina mody! 😎💵
❌❌ FISARIHANA LE 28 AOÛT 2026 ❌❌