Plaisir Coupable by Witschtoung

Plaisir Coupable by Witschtoung Laissez-nous réaliser vos rêves.... Le chocolat, c'est la vie

Coucou 🥰🥰, commande à partir 19 mars indray no afaka raisina Bon week-end daholo 😊
07/03/2026

Coucou 🥰🥰, commande à partir 19 mars indray no afaka raisina

Bon week-end daholo 😊

Coucouuu😊😊🥰 Tsy dia manao publication matetika izahay fa ato ihany. Mifona fa avokako tsikelikely eo ihany fa tsy hoe ts...
21/02/2026

Coucouuu😊😊🥰 Tsy dia manao publication matetika izahay fa ato ihany. Mifona fa avokako tsikelikely eo ihany fa tsy hoe tsy avoka 🥰🥰

Averina kely hoe commande idéalement 1 semaine avant la date voulue et acompte 50% pour confirmer la commande. Ny prix miankina @ modèle ilainao

Bon week 😘

Quand la gouvernance prend une touche sucrée 🍪✨ Biscuits personnalisés aux couleurs des fonctions de la direction: jurid...
03/02/2026

Quand la gouvernance prend une touche sucrée 🍪✨ Biscuits personnalisés aux couleurs des fonctions de la direction: juridique | communication | RSE | relations | compliance.

Nahafinaritra be ity collaboration iray ity 🥰 Tena rehefa tsotra ny olona iray , tena mande ho azy ny zavatra rehetra🥰🥰 Ary ny orinasanao? Anaovana Biscuits firy ?

🌞🌞

🥰❤️Offre Saint Valentin matsiiroo ❤️ 🥰 Pour toute commande passée durant le mois de Fevrier pour mariage ou fiançailles ...
02/02/2026

🥰❤️Offre Saint Valentin matsiiroo ❤️ 🥰

Pour toute commande passée durant le mois de Fevrier pour mariage ou fiançailles sur ce modèle (cadeau pour vos invités), le prix sera à 3000 ariary pièce 😱😱😱🥰🥰🥰 ouiiiii seulement... Possibilité de mettre vos initiales au milieu de la bague

Déjà emballé en sachet transparent individuel

Conditions :
🩷 Minimum 35 pieces et frais de livraison en sus
🩷 Nous envoyer la capture de cette publication
🩷 Dates de l'événement en 2026
🩷 Étiquettes ou noeud en plus si vous en voulez mais comme ça il est déjà top 🥹🥰
🩷 offre valable pour des commades validées pendant le mois de février uniquement (avec acompte 50%)

❤️❤️❤️ Biscuit de l'amourrrrrr 😘😘🥰🥰🥰 Mois de l'amourrrrr... Jereo ao am commentaire anie ny sary nilaivana ity biscuit i...
01/02/2026

❤️❤️❤️ Biscuit de l'amourrrrrr 😘😘🥰🥰🥰 Mois de l'amourrrrr... Jereo ao am commentaire anie ny sary nilaivana ity biscuit ity e 🥰🥰😇😇

Afaka atao cadeau am 14 Février e? Mandefa sarinareo aty ianareo dia ataonay otrzao.

Ny famaliana mp sy fandraisana commande somary vitsy tatoato fa mihena kely ny rythme anay fa eo foana miezaka manao izay tratra 🫡💗😚😚😊

🥰Biscuit foana eee , sary natao tanana 🥰 .. mampalahelo mintsy reto mimi reto anaovan'ny katita azy hahaha🤓Ny prix miank...
14/01/2026

🥰Biscuit foana eee , sary natao tanana 🥰 .. mampalahelo mintsy reto mimi reto anaovan'ny katita azy hahaha

🤓Ny prix miankina amin'ny difficulté ny modèle omenareo. Ny personnages otrzao zao dia de 6000 ariary à 10 000 ariary pièce. Ny biscuits tsotra kosa dia à partir 2000 ariary pièce kely sy tsotra indrindra ary en moyenne 4000 à 5000 ariary pièce eo ny standard .... zay ny mahatonga ahy tsy afaka manisy prix eto fa suivant modèle tsirairay mintsy 😘 (vary am anana re zao 🤨🤨😜

Mp ary et bonne journée

🤎Ho ataontsika mamy be ity taona ity 🤎Ho tanteraka mihoatra alavitra ny fanirinao rehetra 🥰
01/01/2026

🤎Ho ataontsika mamy be ity taona ity 🤎

Ho tanteraka mihoatra alavitra ny fanirinao rehetra 🥰

Eehh ouui🥲‼️❕️Tsy manga foana ny lanitra🔅.. misy ny ady, ny sedra any ambadika tsy tazana any 🥹🥺 misy ny biscuits efa vi...
29/12/2025

Eehh ouui🥲‼️❕️Tsy manga foana ny lanitra🔅.. misy ny ady, ny sedra any ambadika tsy tazana any 🥹🥺 misy ny biscuits efa vita tsara tarehy zao dia lenan'ny orana tampoka fa tsy nikatona ny varavarankely... misy biscuits efa ho aterina rehefa avy eo noverenana natao sechage kely pour assurer le transport nefa dia carbonisé tao noho ny antony tsy fantatra hatramzao nefa dia habitude isan'andro... misy ny anarana voasoratra diso .. betsaka eee ... faaa lesona daholo izany. Merci à tous, à cette année 2025 izay taona tena mouvementée indrindra raha ho anay. Beaucoup de bas mais aussi de très hauts 😇😉.. misaotra antsika rehetra, on se donne rdv en 2026 indray pour plus d'aventures 🤩🤩😇😇🥰

Ouii‼️Biscuits ireo princesses ireo‼️Sary natao tanana tam siramamy sy fangarony‼️Raha pièces maîtresses ohatra izao dia...
26/12/2025

Ouii‼️Biscuits ireo princesses ireo‼️Sary natao tanana tam siramamy sy fangarony‼️

Raha pièces maîtresses ohatra izao dia somary lafolafo an 🥰

🥰 elaela kely mamaly mp fa sady boto no surveillant 🤣🤣😇😇🥲😆

Joyeuses fêtes 💚❤️🤍
25/12/2025

Joyeuses fêtes 💚❤️🤍

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261340692556

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Plaisir Coupable by Witschtoung posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category