31/08/2026
๐ด ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐๐๐๐ผ โ ๏ธ | tantara iray niseho tany ivelany. Feno 102 taona i JOYCE ka dia nanaovana fety be. Tonga tao ny mpanao gazety nanontany azy mikasika ny tsiambaratelon'ny mahaela velona azy.
Namaly azy i JOYCE nanao hoe :" Zavatra 03 monja no hitako nahaela velona ahy "
๐๐ฝ Fihinanana CHOCOLAT NOIR matetika
๐๐ฝ Fifalifaliana amin'ny fiainana, tsy mivaky loha loatra
๐๐ฝ Fanaovana firaisana ara-nofo imbetsaka sy natao tsara
โ
Mirary soa JOYCE ๐ฅ๐ฅ๐ฅ
___
Dr. Rakotonoel, Cardiologue โค๏ธ