27/06/2026
✨ GRANITE – Hatsarana sy Kalitao ho an'ny Tranonao ✨
Mitady fitaovana maharitra sy manome endrika mihaja? Ny Granite no safidy tsara indrindra!💎
✅ Plan de cuisine – mahazaka hafanana, tsy mora kiaka ary mora diovina.
Refiny 1.90m/0,63
Vidiny 350.000ar
✅ Sol Granite – matanjaka, tsara tarehy ary maharitra am-polony taona.
Refiny 30*60 na 60*60 na 50*50 na 40*40
Vidiny 210.000ar/M2
✅ Escalier Granite – manome endrika manara-penitra sy lafo vidy ny tranonao.
Refiny arak'izay refin'ny support
Vidiny:260.000ar/m2
🎨 Loko tokana (Gris marron)modely maro azo isafidianana. 📏 Fanamboarana araka ny refy ilainao. 👷 Fametrahana atao amin'ny fomba matihanina.
📩 Manorata hafatra (Inbox) raha mila: ✔️ Devis maimaim-poana ✔️ Torohevitra ✔️ Vidiny mifanaraka amin'ny tetibolanao
✨ Granite – Kalitao, Hatsarana, ary Faharetana ho an'ny Tranonao. ✨
📞0347311833