OLI SHOPY

OLI SHOPY TSENA MALALAKA

24/08/2026

MILA MIAMBINA isika kristiana. 🤔..

08/08/2026
20/07/2026

" Jehovah hiady ho anareo, fa ianareo kosa hangina." 🤫
Eksodosy 14 .14
---

19/07/2026

Tena ilaina ny mianatra mangina !
+
Mila mianatra matoky an'Andriamanitra koa e!
🤐😇🙏

14/07/2026

"Mitandrema, miambena, ka mivavaha"
Marka 13 : 33

Ry havana, manoloana ny halatr'olona etsy sy eroa dia mitaitaina isika amin'ny ankohonantsika. Tsy maintsy mivoaka ny trano anefa noho ny asa, adidy, fianarana.
Indro ny torohevitra tsara indrindra ho anao : "VAVAKA"
Aoka hiombom-bavaka ny ankohonana ny maraina mialohan'ny hivoahana ny trano.
Aoka samy hivavaka any am-pandehanana any.
Aoka samy hivavaka ho an'ny ankohonany any amin'ny toerana misy azy avy, eny hivavaka ho an'ny olona rehetra aza.
Aoka hiombom-bavaka ny ankohonana amin'ny hariva🙏

07/07/2026

Antsoy Jesoa

Address

Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OLI SHOPY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category