Kapa Hoditra MG Ofisialy

Kapa Hoditra MG Ofisialy Fabrication artisanale dans notre atelier à Madagascar. Création des sandales à partir des cuirs

Vao miditra amin'ny vavahady principal an...👉Barea Mahamasina 👈Dia hatopy amin'ny droite ny maso dia ato izahay 🥰04-05-0...
04/06/2026

Vao miditra amin'ny vavahady principal an...
👉Barea Mahamasina 👈
Dia hatopy amin'ny droite ny maso dia ato izahay 🥰
04-05-06 Juin 2026

Kapa Hoditra
Kapa Hoditra MG
Kapa Hoditra

👋Elaela isika tsy nihaona 👋Eto amin'ny jardin Antaninarenina aryMahazo promotion be izay mandalo 😉Anio sy rahampitso iha...
24/04/2026

👋Elaela isika tsy nihaona 👋
Eto amin'ny jardin Antaninarenina ary
Mahazo promotion be izay mandalo 😉
Anio sy rahampitso ihany an ❤️



23/01/2026
🌟 Toujours là pour vos pieds exigeants ! 🌟Hey vous 👋! Oui, vous qui cherchez LA sandale parfaite…On a ce qu’il vous faut...
23/01/2026

🌟 Toujours là pour vos pieds exigeants ! 🌟

Hey vous 👋! Oui, vous qui cherchez LA sandale parfaite…

On a ce qu’il vous faut :
☑️Sandale 100% vrai cuir ou raphia crocheté, modèles variés, couleurs qui font tourner les têtes, et prix pour tous les budgets 😎.

💛 Pourquoi choisir nos sandales ?
🇲🇬 Plus de 7 ans d’expérience, du travail fait avec cœur et passion ❤️
🇲🇬 Durables, originales, uniques… comme vous 😉
👣Pointure ? Semelle ? Couleur ? À votre goût ! 3 types de semelle à choisir 🎨

Alors arrêtez de marcher sur des sandales qui vous ennuient…
🤝Venez mettre vos pieds dans la vraie vie confortable et stylée 😜

📩 MP ou contactez-nous au 034 90 916 72
On vous attend… vos pieds aussi ! 👣






💜 Un choix pour les amoureuses des couleurs profondes 💜Aubergine manopy grenat: élégante et intemporelle ✨Tsy natao ho a...
21/01/2026

💜 Un choix pour les amoureuses des couleurs profondes 💜

Aubergine manopy grenat: élégante et intemporelle ✨

Tsy natao ho an’ny rehetra 😉
Fa ho an’izay mahay misafidy azy ❤️

👡 Une seule paire
📏 Pointure 36
🧵 Semelle en cuir (talon anti-dérapant)
💰 47.000 Ar

🚚 Livraison gratuite
📩 Inbox ouvert
📍 Lieu : …
☎️ Contact : …

Iza no mbola tsy matory? 👋🎁🎁 Firy ary io chiffre roa eo aloha io? 🎁🎁Eo mi-tenter chance ary eh 💝👉Mvola na orange money 5...
20/01/2026

Iza no mbola tsy matory? 👋

🎁🎁 Firy ary io chiffre roa eo aloha io? 🎁🎁
Eo mi-tenter chance ary eh 💝

👉Mvola na orange money 5.000Ar izay mahavaly azy
👉Mila abonné amin'ny page an 😉
👉Afaka manao commentaire be dia be 😉

fans

🌟 𝐁𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐀𝐧𝐧𝐞́𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟔 ! 🌟Toute l’équipe 𝐀𝐫𝐭 𝐊𝐚𝐧𝐭𝐨 – (𝐊𝐚𝐩𝐚 𝐡𝐨𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲) vous remercie chaleureusement pour votre 𝐬𝐨𝐮𝐭𝐢...
06/01/2026

🌟 𝐁𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐀𝐧𝐧𝐞́𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟔 ! 🌟

Toute l’équipe 𝐀𝐫𝐭 𝐊𝐚𝐧𝐭𝐨 – (𝐊𝐚𝐩𝐚 𝐡𝐨𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲) vous remercie chaleureusement pour votre 𝐬𝐨𝐮𝐭𝐢𝐞𝐧 et votre 𝐜𝐨𝐧𝐟𝐢𝐚𝐧𝐜𝐞 tout au long de l’année écoulée.

Que cette nouvelle année vous apporte 𝐣𝐨𝐢𝐞, 𝐩𝐚𝐢𝐱, 𝐬𝐚𝐧𝐭𝐞́ et beaucoup de 𝐫𝐞́𝐮𝐬𝐬𝐢𝐭𝐞 dans tous vos projets 🤍

En 2026, nous restons engagés à 𝐯𝐚𝐥𝐨𝐫𝐢𝐬𝐞𝐫 𝐥𝐞 𝐬𝐚𝐯𝐨𝐢𝐫-𝐟𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐚𝐫𝐭𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚𝐥 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲, en vous proposant des 𝐤𝐚𝐩𝐚 𝐡𝐨𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐮𝐭𝐡𝐞𝐧𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬, de 𝐪𝐮𝐚𝐥𝐢𝐭𝐞́, conçus avec 𝐩𝐚𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧 👞✨

🎉✨ 𝐁𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐀𝐧𝐧𝐞́𝐞 𝐞𝐭 𝐦𝐞𝐢𝐥𝐥𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐯œ𝐮𝐱 ! ✨🎉

— 𝐀𝐫𝐭 𝐊𝐚𝐧𝐭𝐨 👞









🎄✨ 𝑱𝒐𝒚𝒆𝒖𝒙 𝑵𝒐𝒆̈𝒍 𝒂̀ 𝒕𝒐𝒖𝒕𝒆𝒔 𝒆𝒕 𝒂̀ 𝒕𝒐𝒖𝒔 ! ✨🎄Toute l’équipe Art Kanto – (Kapa hoditra ofisialy) vous remercie chaleureusemen...
25/12/2025

🎄✨ 𝑱𝒐𝒚𝒆𝒖𝒙 𝑵𝒐𝒆̈𝒍 𝒂̀ 𝒕𝒐𝒖𝒕𝒆𝒔 𝒆𝒕 𝒂̀ 𝒕𝒐𝒖𝒔 ! ✨🎄

Toute l’équipe Art Kanto – (Kapa hoditra ofisialy) vous remercie chaleureusement pour votre soutien et votre confiance tout au long de l’année.
Que ce Noël vous apporte joie , paix , santé et de précieux moments de bonheur partagés avec vos proches

Nous restons engagés à valoriser le savoir-faire artisanal malagasy , en vous proposant des kapa hoditra authentiques, de qualité et faites avec passion

🎉🎄 Joyeux Noël et très belles fêtes de fin d’année à tous ! 🎄🎉
— Art Kanto 👞✨






18/12/2025

✨🥰 Mankasitraka ny fandaharana “Gasikarako” 🥰✨
Hahitanao :
👉 Ny niandohan’ny Art Kanto (Kapa hoditra ofisialy)
👉 Ireo asa-tanana Malagasy vokarin’ny Art Kanto
👉 Ireo akora ampiasaina amin’ny famokarana
👉 Ireo dingana rehetra arahina amin’ny fanamboarana kapa iray 🥰

🎥 Manaraha finaritra ary🥰 ankafizo ny kanto sy ny fahaiza-manao Malagasy 🇲🇬

✅ Aza adino ny manohana sy manjifa ny vokatra Malagasy
👍 Araho hatrany ny pejy fa maro be ny Tolotra ho avy atolotray

✨🥰 Mirary soa indrindra 🥰✨

Gasikarako Kanto

🎁 PROMO KRISMASY: -12% amin'ny kapa rehetra! 🎁 Izao no fotoana hividianana fanomezana tsara indrindra ho an'ny tenanao n...
05/12/2025

🎁 PROMO KRISMASY: -12% amin'ny kapa rehetra! 🎁 Izao no fotoana hividianana fanomezana tsara indrindra ho an'ny tenanao na ny olon-tianao!

👡 Ny hakantony sy ny kalitao:
Kapa hoditra tena izy (100% cuir) sy Rofia tsara be
Asa tanana Malagasy (Art Kanto), sady mateza no tsy mora simba
Vidiny mirary nefa entana "Haut de gamme".
Misy modely efa vonona (Disponible avy hatrany).
Manao "Sur commande" & "Sur mesure" araka ny bika tianao koa izahay!
🇲🇬 Vita Malagasy
👉 Aza miandry ela! Tongava MP mamandrika ny anao dieny mbola misy ny fihenam-bidy!

📞 034 90 916 72

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261349091672

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kapa Hoditra MG Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kapa Hoditra MG Ofisialy:

Share