G.I Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from G.I, Gift Shop, Antananarivo.

TOLORY FANOMEZANA IZY ❤️‍🔥🎁Ny vehivavy dia tsy votery ho ferana tsy iresaka na sakanana tsy ho ouverte be amin’ny lehila...
27/04/2023

TOLORY FANOMEZANA IZY ❤️‍🔥🎁

Ny vehivavy dia tsy votery ho ferana tsy iresaka na sakanana tsy ho ouverte be amin’ny lehilahy izany vao aharitra ny fitiavana 🥰

Rehefa ainao ny manome fitiavana azy sy mampidoboka ny fony isanan’andro dia ianao foana ny safidy ny fony❤️, mitoetra eo anilanao eo foana izy fa tsy vetivetika itanao dia vetivetika tsy itanao 🥱

Omeo tambitamby izy, omeo teny mamy ary koa tolory fanomezana 🎁 fa tsy hoe iandry Saint Valentin amin’ny herintaona indray vao ifanolotra Cadeau 😛

Alefaso ny commande ary fa livrenay o🤗😘

Qui est cette personne très spéciale qui devra t’acheter ce beau cadeau 🧸🥰? Ce beau cadeau sera accompagné d‘une carte d...
07/04/2023

Qui est cette personne très spéciale qui devra t’acheter ce beau cadeau 🧸🥰?

Ce beau cadeau sera accompagné d‘une carte de vœux, une tige de fleur et une tablette de chocolat 🍫 😍

MP pour commander ☺️

Hellooo 👐Voilà une surprise pour vous 😍Des plusieurs articles personnalisable sont  dispo actuellement chez nous😉:🔻Stylo...
16/03/2023

Hellooo 👐

Voilà une surprise pour vous 😍
Des plusieurs articles personnalisable sont dispo actuellement chez nous😉:

🔻Stylo
🔻 Clé usb
🔻 Tee-shirt
🔻 Tote bag
🔻 Mug

Alors n’hésitez pas à nous faire passer votre commande que vous soyez entreprise ou particulier 😘‼️

́ ́

🎁 Idée cadeau 🎁 Faites confiance à Gift Ideas pour vos choix cadeaux, car notre objectif principal est de vous satisfair...
11/03/2023

🎁 Idée cadeau 🎁

Faites confiance à Gift Ideas pour vos choix cadeaux, car notre objectif principal est de vous satisfaire 🥰

Et n’oublie pas, on peut toujours personnaliser votre cadeau selon votre demande ❤️

Passez votre commande en Message privée

Journée internationale des droits des femmes ✨L’équipe GiFt IdeaS souhaite les meilleurs et des bonheurs à toutes les fe...
08/03/2023

Journée internationale des droits des femmes ✨

L’équipe GiFt IdeaS souhaite les meilleurs et des bonheurs à toutes les femmes battantes 🥰🥰


ARTICLE PERSONNALISÉ ‼️Pourquoi ne pas avoir quelque chose de personnalisée pour se sentir spécial ?😉 Voici différentes ...
20/02/2023

ARTICLE PERSONNALISÉ ‼️

Pourquoi ne pas avoir quelque chose de personnalisée pour se sentir spécial ?😉

Voici différentes articles personnalisés chez G.I/ nous pourrions aussi personnaliser autre article selon votre demande 😉😉

Détails sur chaque photo
❌ Livraison gratuite en ville ❌

Ne tardez plus à passer votre commande en MP

Ity ary ny valiny lalao tompoko 🙂Rojo Ravaka Harihaja coffret 1 Njy Na coffret 2 Arahabaina ianareo roa 🥰Manasa anareo h...
15/02/2023

Ity ary ny valiny lalao tompoko 🙂
Rojo Ravaka Harihaja coffret 1
Njy Na coffret 2
Arahabaina ianareo roa 🥰
Manasa anareo hiditra MP tompoko
Misaotra betsaka anareo rehetra ihany koa nandray anjara, 🥰

Lalao atsika ho avy manaraka eo ho any couple indray satria betsaka ianareo no nangataka an’izay 😉😉

Araho foana ny pejy ary o😉 Bonne nuit daholo bisouuuu😘😘

❤️SPÉCIAL SAINT Valentin ♥️Plus que quelques jours….Saint Valentin 🥰🥹Choisissez cet coffret chocolat avec un bouquet de ...
11/02/2023

❤️SPÉCIAL SAINT Valentin ♥️

Plus que quelques jours….Saint Valentin 🥰🥹

Choisissez cet coffret chocolat avec un bouquet de fleur 🌹 et une petite lettre de vœux comme cadeau de Saint Valentin 🥰

Livraison GRATUITE pour les trois premières commandes ‼️‼️

♥️ CARTE PERSONNALISÉE ♥️Envie de transmettre un message à ta personne préférée 😍, demander un rendez-vous à ton crush 🫢...
10/02/2023

♥️ CARTE PERSONNALISÉE ♥️

Envie de transmettre un message à ta personne préférée 😍, demander un rendez-vous à ton crush 🫢?
Na ihany koa te anasa an’ilay bandy mampiresaka nekizinlah iny foana hoe ANDAO ANAO SEUL SEUL fa amin’ny fomba hafa kely 😂( tonga dia otrany hoe mafy be ianao amin’izay na ny rafy lahy ary mataoatra)

Ity carte ity ny vahaolana , ao anaty tube en verre mahafatifaty kely 🥹 mamy kely eryy, na olona sosotsofina ary lasa faly 😛

( Na izany aza mba mentionneo Sitraka fa tena bevoka nekiziny 🫢)

Prix 6000 Ar / 5000 Ar pour 5 premières commandes ‼️‼️

Idée cadeau Saint Valentin 🎁❤️Ny Saint Valentin dia tsy votery couple ihany no afaka mankalaza azy 🙃tsy votery olona mia...
08/02/2023

Idée cadeau Saint Valentin 🎁❤️

Ny Saint Valentin dia tsy votery couple ihany no afaka mankalaza azy 🙃tsy votery olona miaraka ihany no mifampizara cadeau 🎁
Afaka mifanolotra cadeau sy mifampizara fitiavana amin’olona akaikin’ny fonao ianao 😉 Mety hoe namana izany 🥰

Détails sur chaque photo 😉

CADEAU ho an’ireo célibataire ‼️‼️Manimanitra fitiavana izy izany 🥰. Kely sisa dia tonga ilay androny mpifankatia 😍. Bet...
08/02/2023

CADEAU ho an’ireo célibataire ‼️‼️

Manimanitra fitiavana izy izany 🥰. Kely sisa dia tonga ilay androny mpifankatia 😍.

Betsaka kosa nefa ianareo no nitaraina hoe izahay tsy manana olona tolorana cadeau sy manolotra cadeau ho anay Celibataire 😒 Ao fa izahay no anolotra cadeau ho anareo aryy e 🙃
Tsotra ny fepetra :
- Asiana like ity publication ity
- Mentionneo olona celibataire iray tokony andray anjara ihany koa ( mba ataovy amle tena celibat sao misy miady mivady any anhh)🫢
- Abonneo ny pejy ary zarao ity publication ity ‼️‼️

Amin’ny 13 Février amin’ny 18h ny farany lalao dia livrenay amin’ny Saint Valentin mihitsy cadeau anao 🎁

Ao amin’ny commentaire ny loka ary olona 2 no sarihana 😉

Mazotoaaaa daholoooo ‼️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when G.I posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category