06/09/2026
Vita ny braderie 🥰
Misaotranareo tsy ankanavaka tamin’ny rehetra✨Izay nahatoky ahy sy ny nandray anjara rehetra ary indrindra ireo namako Izay nandalo nitsidika sy nanampy ahy tamin’ izay 4 andro izay 💐💐 surtout ki indry neny ❤️
Voici quelques retours en image de la braderie😍