Studio Textile

Studio Textile « Raha mbola hisy koa ny farany dia tsy ho foana ny fanantenako »

Ouverture de notre 3eme magasin... (Rideau voile, semi-lourd, crêpe etc) Loading... 🙏🙏
11/08/2026

Ouverture de notre 3eme magasin... (Rideau voile, semi-lourd, crêpe etc)
Loading... 🙏🙏

Aiza nareo oo ??? Rideau ndray aloha ny arrivage entina ho anareo an... Motif brodé mihaja be mihitsy... Mandeha amin'ny...
31/07/2026

Aiza nareo oo ???
Rideau ndray aloha ny arrivage entina ho anareo an... Motif brodé mihaja be mihitsy... Mandeha amin'ny metre ny antsika fa misy ihany koa n'y efa vita zaitra... 😍😍

Tongava mp oo 🥰🥰

🥰Tablier, rideaux, aube, nappe, décoration, pantalon, gilet, robe, jupe, tenue scoot, trousse, salon, sac... taiza nisy ...
17/07/2026

🥰Tablier, rideaux, aube, nappe, décoration, pantalon, gilet, robe, jupe, tenue scoot, trousse, salon, sac... taiza nisy lamba passe partout be otran ity ???

Vente en détails et vente en gros ny anay tompoko.

Manao livraison izahay na 100pieces aza no alainareo 🥰🙏

Ho anareo mandefa mp, ialana tsiny izay tsy voavaly ara-dalana fa matetika misy olana Ilay fidirana mp fa tsy azonay ny ...
17/07/2026

Ho anareo mandefa mp, ialana tsiny izay tsy voavaly ara-dalana fa matetika misy olana Ilay fidirana mp fa tsy azonay ny Antony hatreto. 🥹🥹 Amin'izao ora izao, tena miezaka miditra fa tsy misokatra mihitsy... 😭

Oiooo ndeh hianatra izahay ☺️☺️Efa vonona izahay amin'ny lamba tablier an... tongava maro manjifa.Couleurs dispo : - ble...
15/07/2026

Oiooo ndeh hianatra izahay ☺️☺️
Efa vonona izahay amin'ny lamba tablier an... tongava maro manjifa.
Couleurs dispo :
- bleu marine
- jaune poussin
- rose bonbon
- beige
- grenat
- bordeaux
- marron
- bleu ciel
- vert d'eau
- bleu roi
- etc...
Afaka miantso AVY hatrany ny 034 48 870 41 dia manatitra koa zahay ;)

Toerana : Ambodin'isotry

❣️Iza Ary moa Ilay nitady an'ireto ?❣️fibrane Ilay resaka
01/07/2026

❣️Iza Ary moa Ilay nitady an'ireto ?❣️
fibrane Ilay resaka

Lycra fleuri MBA teneno amin'ny commentaire hoe Iza nareo no mitady lycra ? Uni sa misy motif no tinareo ?
19/06/2026

Lycra fleuri

MBA teneno amin'ny commentaire hoe Iza nareo no mitady lycra ? Uni sa misy motif no tinareo ?

Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy daholo 🥰Ireto indray ny lin fibrane tsara tarehy ho an'izay mila ..🥰🥰Largeur 1,50m M...
16/06/2026

Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy daholo 🥰
Ireto indray ny lin fibrane tsara tarehy ho an'izay mila ..🥰🥰

Largeur 1,50m

Misy blanc uni Ilay lin

Iza no mitady o ?? 🩷🩷manatona ihany ny 26 Juin Misy polycotton / misy cotton
08/06/2026

Iza no mitady o ?? 🩷🩷
manatona ihany ny 26 Juin

Misy polycotton / misy cotton

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studio Textile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category