15/09/2026
💣💣PRIX DESTOÇAGE💣💣
Ataontsika prix DESTOÇAGE indray ireto maman 💣alohany idirany arrivage vaovao 🥳
Vonjivonjeo fa efa Kely sisa disponible ato🛍️
✴️ Kit Bébé complet 13 pièce ✴️
Ity kit complet ity indray izao, efa ampy daholo ny fitaovana rehetra hiarovana sy hikarakara an’i bébé 🍼👶.
👉 Pratique sy ilaina isan’andro !
✨ Ireto daholo ny ao anatiny :
✔️ Aspirateur nasal
✔️ Brosse à cheveux + Peigne
✔️ Brosse à dents
✔️ Thermomètre classique & Thermomètre de bain grenouille 🐸
✔️ Ciseaux (classique & tête ronde) + Lime à ongles
✔️ Pince à épiler
✔️ Cuillère médicaments + Compte-gouttes
✔️ Cuillère pour oreilles
🎀 Couleurs dispo : Rose & Bleu
📦 Miaraka trousse mafatifaty kely amin'izay mba tsy very fitaovany zaza e! 😍
📷Photo reel
🛍 Prix : 23.000ar oui 23.000ar
📞0382800846
Watsapp 0330470250
Manao livraison mandefa faritra