Mividy Entana Efa Niasa

Mividy Entana Efa Niasa Mividy ambongadiny entana efa niasa maro isan-karazany:kilalao, poketra, kiraro,fanaka ,TV,frigo, radio,Ordi,ets. Nanomboka tamin'ny 1993 ๐Ÿ—“๏ธ๐Ÿ—“๏ธ๐Ÿ—“๏ธ

Mividy entana efa niasa
Nanomboka ny 16 Febroary 2013

Tsy rariny tompoko, tena tsy rariny ๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก
05/06/2026

Tsy rariny tompoko, tena tsy rariny ๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก

๐ŸŸข๐—ญ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฏ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—œ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜†

Zazavavy kely 13 taona maty naolan'ny Rainy teny Ivandry. Voalaza fa mbola niaro ilay rangahy ihany ny vadiny, izay lazainy fa hoe narary no nahafaty ilay zaza.

Rehefa natao anefa ny fitsirihana ny razana dia fantatra fa herisetra ara-nofo no nahafaty ilay zazavavy kely.

Efa nentin'ny Brigade criminelle hanaovana famotorana kosa ilay rangahy. Andrasana kosa ny mety ho tohin'ny famotorana.

ยฉ๏ธAndrianaivoson Beullouh Rado

Hafahafa tokoa raha izany ๐Ÿค”
05/06/2026

Hafahafa tokoa raha izany ๐Ÿค”

Mampalahelo ny toy izao ๐Ÿ˜ญMandria am-piadanana ๐Ÿฅน
02/06/2026

Mampalahelo ny toy izao ๐Ÿ˜ญ

Mandria am-piadanana ๐Ÿฅน

Arahabaina daholo ny Reny rehetra โค๏ธ
31/05/2026

Arahabaina daholo ny Reny rehetra โค๏ธ

Tena mahavita zavatra tsy manjary ny olona sasany ๐Ÿ™„
30/05/2026

Tena mahavita zavatra tsy manjary ny olona sasany ๐Ÿ™„

๐ŸŸข๐—ก๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ธ๐˜† ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป'๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ผ

I LOVATIANA Sitraka Patrick (mpanamboatra moto sady mivarotra piรจce) antsoina hoe Lemy sy i RASAMINARIVO Mialitiana na Sasah no karohina nohon'ny fisolokiana sady fivadiham-pitokisana tany Mahanoro.
Maka entana toy ny cafรฉ, sigara sns izy mivady ireto dia misy fe-potoana alohany ny vola fa rehefa ela ny ela, nahatratra 200 tapitrisa ariary mahery izany dia nitsoaka izy mivady ary tsy hita intsony nanomboka ny alahady talohan'ny pantekoty teo.
Olona 10 mahery no nosolokian'izy mivady ka izay manam-baovao mikasika azy ireto mba hiteny ny manam-pahefana akaiky azy na hiantso ny 034 78 730 72.
Mankasitraka sahady amin'ny fiaraha-miasa.
โ›”MBA ZARAZARAO AZAFADY๐Ÿ™

Mbola lavitr'ezaka aloha ny fialร na amin'ny fahazaran-dratsy๐Ÿ˜ก
29/05/2026

Mbola lavitr'ezaka aloha ny fialร na amin'ny fahazaran-dratsy

๐Ÿ˜ก

๐Ÿšจ HO AIZA ISIKA ? ๐Ÿšจ

โค๏ธ Misy te handroso.
๐Ÿ–ค Dia misy te hihemotra (miembotra hoy ny sasany ๐Ÿ™).

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Dia mihenahena eo ilay

๐Ÿค— Ilay olona mitsimpona ny fako avy narianao indray no hoatry ny olona adala. Mahazo fanakianana mivaivay.

๐Ÿค” Misy faritra izay any, tsy ho tononina:
โœ“ Tsy manao aroloha izy mianakavy: f ianao manao aroloha indray no mieritreritra hoe sao dia adala ary aho ity ?
โœ“ Tsy manao WC fa man๐Ÿคชery an'ala, fa ianao manao anaty rindrina no sahala amin'ny miseho milay.
โœ“ Tsy mampiasa clignotant ry zalahy, fa ianao mamelona ny anao zato metatra alohan'ny hivily no hoatry ny ondrakondrafana be ihany.
โœ“ Tsy matory ry zalahy fa mampaneno hira mafy be, fa ianao mangataka fahanginana indray no misy midaroka sy mitory.

MIAINGA AMIN'NY TSIRAIRAY NY FANABEAZANA



CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo

๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ

Izay ny anareo ๐Ÿ˜
27/05/2026

Izay ny anareo ๐Ÿ˜

๐Ÿ“ Nodisoin'ilay mpanampy daholo ny resaka mandeha rehetra tety amin'ny tambajotran-tserasera mahakasika ny fanaovan'ny mpampiasa azy tsinontsinona toy ny tsy fanomezana sakafo, sy tsy nampanaovina kapa, raha nitsangatsangana ny alatsinainy teo.

โญ• Nambarany fa tsy misy fijaliana izany fa tena miadana be izy ao amin'ny mpampiasa azy. Tsy misy an'izany tsy nomena sakafo izany.

๐Ÿ”ด Nametraka fitoriana araka izany i Landy sy izy mivady mpampiasa azy, noho ny fanalam-baraka, fanaparitahana vaovao tsy marina ary famoahana sary tsy nahazoana alร lana nataon'olona tety anivon'ny Facebook, ny alatsinainy teo.

๐Ÿšจ Efa manao fanadihadiana ny mpitandro ny filaminana misahana ny heloka an'habaka ka andrasana ny tohiny.

ยฉ๏ธSkispass Atm

Mahafinaritra rehefa tsy mihemotra amin'ny sarotra ๐Ÿ˜Š๐Ÿ™
23/05/2026

Mahafinaritra rehefa tsy mihemotra amin'ny sarotra ๐Ÿ˜Š๐Ÿ™

Mampihaiky ny zava-misy ๐Ÿ˜Ÿ๐Ÿ™„
22/05/2026

Mampihaiky ny zava-misy ๐Ÿ˜Ÿ๐Ÿ™„

๐Ÿ˜“
22/08/2025

๐Ÿ˜“

โšซ Nodimandry androany maraina, teo amin'ny faha 87 taonany, ramatoa ๐—–รฉ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฒ ๐—ฅ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ, vady navelan'ny filoham-pirenena teo aloha, ny ๐—”๐—บ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐——๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ ๐—ฅ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ.

Niteraka 4 mianadahy izy dia i Olga, Sophie, Annick ary Xavier.

Isan'ny namelo-maso ny antoko politika AREMA tamin'ny fotoanandro tamin'ny fitantanana ny vehivavy AREMA sy ny fananganana ankanin-jaza marobe.

Mirary fiononana feno ho an'ny zanany sy ny fianakaviany manontolo ary ireo akaiky azy rehetra izahay.

Address

Adresse Isotry
Antananarivo
101

Telephone

+261346814174

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mividy Entana Efa Niasa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mividy Entana Efa Niasa:

Shortcuts

Share