Mani'look

Mani'look Vente chaussures, vêtements,sac et accessoires
Livraison partout à Madagascar
Contact:0343688158

Waaa leretsy eee...Mibika anie hoa eee...❣️❣️❣️
26/05/2026

Waaa leretsy eee...

Mibika anie hoa eee...❣️❣️❣️

Be couleur be 😍😘🥰Mande ty n' Aiza n' Aiza a!!!37 000ar Kely fotsiny
26/05/2026

Be couleur be 😍😘🥰
Mande ty n' Aiza n' Aiza a!!!

37 000ar Kely fotsiny

Enjana indray IZany😊
24/05/2026

Enjana indray IZany😊

Mpandraharaha iray nanana maîtresse tsara tarehy.

Indray andro, nahita ny vadin’ity mpandraharaha ity nanao shopping tao amin’ny grand surface iray ilay maîtresse, niaraka tamin’ny fiara Range Rover tena raitra.

Tsy naharitra ela dia nanontany ilay sipany mpandraharaha izy hoe :

— “Hitako ny vadinao androany niaraka tamin’ny Range Rover tsara be. Fa maninona ny azy fiara tsara be nefa ny ahy fiara kely tsotra ?”

Nitsiky moramora ilay mpandraharaha dia namaly tamim-pahatsorana hoe :

— “Ny vadiko miasa, mahaleo tena, ary afaka mividy izay tiany amin’ny volany izy. Tsy miankina amiko.

Fa ianao kosa miankina amin’izay omeko, ka tokony hahay hankasitraka satria tsy adidiko izany fa fanomezana.”

Tantara tsotra, fa misy lesona lehibe ao anatiny

Raha manana vola sy fahaleovantena ianao, afaka misafidy sy mividy izay tianao.
Fa raha miankina amin’olona kosa ianao, dia voafetra amin’izay omen’izy ireo ihany ny fahafahanao.

Réussir avec Martin

24/05/2026
Gay....Zao Kosa vé reto dia tsy ho tinareo a???
22/05/2026

Gay....

Zao Kosa vé reto dia tsy ho tinareo a???

Mamy be Zao❣️😍Nareo vé mahatadidy ny zavatra noresahanareo voalohany ??
22/05/2026

Mamy be Zao❣️😍

Nareo vé mahatadidy ny zavatra noresahanareo voalohany ??

Otrinona n'y sahanareo??? Ps: 32 000ar
22/05/2026

Otrinona n'y sahanareo???

Ps: 32 000ar

VONONA vé o???EFA ato n'y mannequin kelintsika 😍😘
20/05/2026

VONONA vé o???

EFA ato n'y mannequin kelintsika 😍😘

Address

Namontana Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261343688158

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mani'look posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mani'look:

Share