21/02/2026
coucou malala
aza miandry zavatra goavana vao manomboka zavatra
aza miandry ny hafa vao ho sambatra
aza miandry voadona vao ahalala an Andriamanitra
aza miandry olona hitia anao vao ahay hitia ny tenanao ,alaivo tsirony hatrany ny fiainana eo anoloanao
araraoty ny segondra sy minitra dia sambara am zay hananana ,omeo lanja mandrakariva ny tenanao fa aza ambaniana foana
Mirary ny soa sy ny tsara malala,ho Tahiana ianao ra mivoaka ary ho tahiana ianao ra mivoaka
bonne weekend d fihina mamy