Akoor Digue

Akoor Digue Boutiques, restaurants, jeux et bowling à votre disposition, pour toutes vos envies !
(286)

🇲🇬 👕✨ Akanjo ho an-dehilahy ao amin'ny The Chic Trend 😍Ensemble T-shirt sy short Armani ho anao izay tia manara-damody, ...
11/09/2026

🇲🇬 👕✨ Akanjo ho an-dehilahy ao amin'ny The Chic Trend 😍
Ensemble T-shirt sy short Armani ho anao izay tia manara-damody, anefa tia akanjo tsotra sy tsara. 🤍
📍Ambany rihana aty amin'ny Centre Commercial Akoor Digue

🇫🇷 👕✨ Un look chic et tendance avec The Chic Trend ! 😍
Craquez pour l’ensemble T-shirt et short Armani, une tenue élégante, confortable et parfaite pour un style moderne au quotidien. 🤍
📍Au rez-de-chaussée du Centre Commercial Akoor Digue

🇲🇬 🥢🍗 Sakafo matsiro tsy dia fahita firy ity 😍Ankafizo ny Poulet Coca ao amin'ny Sweet Talk by Coq D'Or  : akoho malefak...
11/09/2026

🇲🇬 🥢🍗 Sakafo matsiro tsy dia fahita firy ity 😍
Ankafizo ny Poulet Coca ao amin'ny Sweet Talk by Coq D'Or : akoho malefaka, sauce mamy sy matsiro natao ho anareo izay tia manandrana sakafo vaovao. 🤤✨
🕚 Misokatra hatramin'ny 9 ora alina
📍Ambany rihana Maz'too Food Court, Akoor Digue

🇫🇷 🥢🍗 Une recette gourmande qui fait la différence ! 😍
Laissez-vous tenter par le Poulet Coca chez Sweet Talk : un poulet tendre nappé d'une sauce savoureuse aux notes légèrement sucrées. 🤤✨ Un plat à découvrir absolument !
🕚 Ouvert jusqu'à 21h
📍Au rez-de-chaussée du Maz'too Food Court, Akoor Digue

🇲🇬 ✨🏠 Ataovy mamirapiratra ny gorodonanao 😍Ny cireuse Kärcher FP 303 ao amin'ny Sitma S.A  dia natao hanamora ny fikarak...
11/09/2026

🇲🇬 ✨🏠 Ataovy mamirapiratra ny gorodonanao 😍
Ny cireuse Kärcher FP 303 ao amin'ny Sitma S.A dia natao hanamora ny fikarakarana ny gorodonao : mora ampiasaina ary tena manadio sy mampamirapiratra. ✨
📍À l'entrée Digue

🇫🇷 ✨🏠 Offrez à vos sols une finition éclatante avec Kärcher 😍
Découvrez la cireuse Kärcher FP 303 chez Sitma : performante, pratique et conçue pour un résultat impeccable. ✨ Un allié idéal pour garder vos sols propres et brillants au quotidien !
📍À l'entrée Digue

🇲🇬 🩷✨ Ny hanitra tian'ny rehetra ao anaty coffret iray 😍Coffret gourmand ✨DELICIOUS ADDICTION✨ ao amin'ny Adopt' Madagas...
10/09/2026

🇲🇬 🩷✨ Ny hanitra tian'ny rehetra ao anaty coffret iray 😍
Coffret gourmand ✨DELICIOUS ADDICTION✨ ao amin'ny Adopt' Madagascar , ahitana ireo ranomanitra 4 be mpitia indrindra : Wonderful, Sublimissime, Starnight ary Cœur à Cœur. 💕 🎁
📍Ambany rihana aty amin'ny Centre Commercial Akoor Digue

🇫🇷 🩷✨ Retrouvez vos fragrances préférées dans un coffret élégant ! 😍
Découvrez le coffret gourmand ✨DELICIOUS ADDICTION✨ chez Adopt, réunissant 4 fragrances stars : Wonderful, Sublimissime, Starnight et Cœur à Cœur.
📍Au rez-de-chaussée du Centre Commercial Akoor Digue

🇲🇬 🥢🥦 Mitady sakafo matsiro sy ara-pahasalamana ve ianao ? 😍Andramo ny Shop Suey ao amin'ny Lafaya.skf  : legioma mifang...
10/09/2026

🇲🇬 🥢🥦 Mitady sakafo matsiro sy ara-pahasalamana ve ianao ? 😍
Andramo ny Shop Suey ao amin'ny Lafaya.skf : legioma mifangaro ary misy hena na akoho, tsara hankafizana amin’ny fotoana rehetra 🤤✨
🕚 Misokatra hatramin'ny 9 ora alina
📍Ambany rihana Maz'too Food Court, Akoor Digue

🇫🇷 🥢🥦 Envie d’un plat à la fois savoureux et équilibré ? 😍
Découvrez le Shop Suey de La Faya 🤤✨ Un savoureux mélange de légumes accompagné de viande ou de poulet, parfait pour se régaler à tout moment !
🕚 Ouvert jusqu’à 21h
📍 Rez-de-chaussée – Maz’too Food Court, Akoor Digue

🇲🇬 ☀️🔋 Angovo maharitra sy fahombiazana bebe kokoa miaraka amin'ny Solarland Madagascar  ✨Batterie lithium LiFePO4 51,2V...
10/09/2026

🇲🇬 ☀️🔋 Angovo maharitra sy fahombiazana bebe kokoa miaraka amin'ny Solarland Madagascar ✨
Batterie lithium LiFePO4 51,2V - 200Ah natao ho an'ny ao an-trano, ao an-tsena ary amin’ny usine. ⚡
📍Ambony rihana aty amin'ny Centre Commercial Akoor Digue

🇫🇷 ☀️🔋 Plus d’autonomie, plus de performance avec SOLARLAND
Découvrez notre batterie lithium LiFePO4 51,2V - 200Ah, idéale pour vos installations solaires résidentielles, commerciales et industrielles. ⚡
📍À l’étage du Centre Commercial Akoor Digue

🇲🇬 💍✨ Peratra tsara tefy 😍Peratra volamena ao amin'ny Bijouterie MIthalal.R , tsara atao fanomezana na ho an’ny olon-tia...
09/09/2026

🇲🇬 💍✨ Peratra tsara tefy 😍
Peratra volamena ao amin'ny Bijouterie MIthalal.R , tsara atao fanomezana na ho an’ny olon-tiana na ho anao. 💛
📍Ambany rihana aty amin'ny Centre Commercial Akoor Digue

🇫🇷 💍✨ L'élégance au bout des doigts 😍
Découvrez les bagues en or chez Mithalal, des bijoux raffinés qui subliment chaque tenue et marquent les plus beaux moments. 💛
📍Au rez-de-chaussée du Centre Commercial Akoor Digue

🇲🇬 🥩🔥 Ho an'ireo izay tena tia hena… ity no tokony andramana 😍Ankafizo ny Plateau de Grillades Spécial Carnivore ao amin...
09/09/2026

🇲🇬 🥩🔥 Ho an'ireo izay tena tia hena… ity no tokony andramana 😍
Ankafizo ny Plateau de Grillades Spécial Carnivore ao amin'ny Enzo Grill : hena natono isan-karazany mety hifampizarana miaraka amin'ny namana na fianakaviana. 🤤🔥
🕚 Misokatra hatramin'ny 9 ora alina
📍Ambany rihana Maz'too Food Court, Akoor Digue

🇫🇷 🥩🔥 Avis aux vrais amateurs de viande ! 😍
Laissez-vous tenter par le Plateau de Grillades Spécial Carnivore chez Enzo Grill : une généreuse sélection de viandes grillées, parfaite pour partager un moment gourmand entre amis ou en famille. 🤤🔥
🕚 Ouvert jusqu'à 21h
📍Au rez-de-chaussée du Maz'too Food Court, Akoor Digue

🇲🇬 📦✨ Ataovy milamina tsara ny ao an-tranonao 😍Ny bac de rangement ao amin'ny SuperHome   dia natao hitahirizana ny kila...
09/09/2026

🇲🇬 📦✨ Ataovy milamina tsara ny ao an-tranonao 😍
Ny bac de rangement ao amin'ny SuperHome dia natao hitahirizana ny kilalao, fitafiana, boky na kojakoja isan-karazany. 🏡 Madio kokoa ny trano, mora kokoa ny mandamina!
📍À l'entrée Digue – Centre Commercial Akoor Digue

🇫🇷 📦✨ Rangez, organisez, simplifiez votre quotidien ! 😍
Découvrez les bacs de rangement chez Super Home, parfaits pour organiser vos vêtements, jouets, livres et accessoires avec style et praticité. 🏡
📍À l'entrée Digue – Centre Commercial Akoor Digue

🇲🇬 Tia mandeha camping ve ianao ? ⛺✨Raha mila tente cabine de do**he camouflage portable dia tongava ao amin’ny  Vanora ...
08/09/2026

🇲🇬 Tia mandeha camping ve ianao ? ⛺✨
Raha mila tente cabine de do**he camouflage portable dia tongava ao amin’ny Vanora Camping Life . 🌿🏕️
📍 Ambony rihana aty amin'ny centre commercial Akoor Digue

🇫🇷 Amateur de camping et d’aventure ? ⛺✨
Découvrez la tente cabine de do**he camouflage portable chez Vanora Camping Life 🌿🏕️
📍 À l’étage du centre commercial Akoor Digue

Address

Route Digue (à Côté Stade Maki)/Rocade De La Francophonie
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 23:00
Tuesday 08:00 - 23:00
Wednesday 08:00 - 23:00
Thursday 08:00 - 23:00
Friday 08:00 - 23:00
Saturday 08:00 - 23:00
Sunday 08:00 - 23:00

Telephone

+261321207000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akoor Digue posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Akoor Digue:

Shortcuts

Share