ManjaBella

ManjaBella Vêtements neufs- confections tendances et élégantes à des prix abordables. Vita Malagasy

MAJESTY WEDDING est une boutique qui vend des robes de mariées prêt-à- porter. Notre principale mission est de réaliser la robe de mariée de votre rêve. Trouvez ici les meilleurs conseils et tendances dans l'univers du mariage

🥰 Ry Maman sy Papa ô, misy arrivage vaovao ho an’ny zanatsika! ❤️👕 Ensemble jogging tsara tarehy, sady mampahazo aina, m...
12/09/2026

🥰 Ry Maman sy Papa ô, misy arrivage vaovao ho an’ny zanatsika! ❤️

👕 Ensemble jogging tsara tarehy, sady mampahazo aina, mety ho an’ny ankizy 4 hatramin’ny 8 taona 👧🧒
💰 60 000 Ar monja!
📩 Raha liana dia MP fa voafetra ny stock! 🛍️✨

10/09/2026

🥹 Tena mifona akia ry Manja a!❤️

Manomana zavatra tena tsara be ho anareo izahay ka aleonay ahemotra kely ilay LIVE tokony hatao androany. 🥰

👉 Rapitso @ 19h30mn indray ary isika ry reto a! 🔥✨

Misy arrivage vaovao be miandry anareo! 😍
Ensemble sy robe ✨👗

Aza adino fa miandry anareo izahay! ❤️
A demain!!!

ARRIVAGE VAOVAO TENA TSARABE DAHOLO A!ENSEMBLE SY ROBE🔥 LIVE RARIVA  🔥
10/09/2026

ARRIVAGE VAOVAO TENA TSARABE DAHOLO A!
ENSEMBLE SY ROBE
🔥 LIVE RARIVA 🔥

✨ CLIENTE SATISFAITE ! ✨« Tena tiko lotra ilay izy, fa tena hoe tsara lotra na ny ravidambany tsara be ! » 😍💚Merci infin...
10/09/2026

✨ CLIENTE SATISFAITE ! ✨

« Tena tiko lotra ilay izy, fa tena hoe tsara lotra na ny ravidambany tsara be ! » 😍💚

Merci infiniment à notre chère cliente pour sa confiance et pour ce joli retour 🥰
Votre satisfaction est notre plus belle récompense ! ❤️

Chez ManjaBella, on veut vous proposer des tenues à la fois élégantes, confortables et stylées, dans lesquelles vous vous sentez belle et à l’aise. ✨

🙏 Merci pour votre confiance et votre fidélité !
Et vous, les Manja, laquelle de nos tenues vous fait craquer ? 😍

📩 Commandes & informations en MP
📍 Page : ManjaBella
🎵 TikTok : ManjaBella

💚

✨ ARRIVAGE VAOVAO BE! ✨👗 ENSEMBLE & ROBE 👗💃 Modèles élégants, fluides ary tena stylés!📏 Taille XS hatramin’ny 4XL📣 LIVE ...
02/09/2026

✨ ARRIVAGE VAOVAO BE! ✨
👗 ENSEMBLE & ROBE 👗
💃 Modèles élégants, fluides ary tena stylés!
📏 Taille XS hatramin’ny 4XL
📣 LIVE RARIVA @ 19H! 😍
📱 Page Facebook : ManjaBella
🎵 TikTok : ManjaBella
💖 ManjaBella – Manja, élégante, toujours à la mode!

30/08/2026
28/08/2026

Ny manjaBella rehetra no ato ooo!

Cliente satisfaite 🤩😍✅Ensemble mihaja couleur bleu gris Tena hoe Waouhhh🥰🥰🤩Mankasitraka hatrany anareo hatrany@ fahatoki...
28/08/2026

Cliente satisfaite 🤩😍✅
Ensemble mihaja couleur bleu gris
Tena hoe Waouhhh🥰🥰🤩

Mankasitraka hatrany anareo hatrany@ fahatokisana

Ary ianareo ve koa ve efa nahazo ? Ohatran’ny ahoana ny modèle tianareo?
Mbola misy marobe azo isafidianana fa aza misalasala o


27/08/2026

Ny tsara hatrany akia a!!!

26/08/2026

Ensemble sy robe mihaja!!

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347551752

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ManjaBella posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category