10/07/2026
Bonsoir cher calinou lovers ,
Hialana tsiny Indrindra noho ny hafamaroan hafatrareo izay ts voavaly taminy ity semaine ity fa noho ny Antony manokana dia ts maintsy nofoanana tanteraka ny fampiasana ity page ity toy ny
-Messagenareo efa ho 50 eo ts afak valianay 🙏💔
-Message de menace Facebook ny fanafoanana tanteraka ny compte Facebook n'y admin 🙏💔
-Ny absence de résultat rhf manao boost izahay 🙏🥺😢
Ka noho izany dia nanapa kevitra ny tompon andraikitra ny pejy ny hanokatra page vaovao Calinou-cadeaux personnalisés 🙏
Hatreto dia ny bouquet de fleur naturel ihany no hataonay ao sy ny resaka création de contenu fa hiezaka izahay ny hamoaka indray ny pack surprise Ka ra Mbola mahaliana anareo ny hanaraka ny pagenay dia aza adino ny mi abonné foana2 🙏😊
Merci pour les 4600abonnée fa ataonay objectif ny page manarak ny matratra 46k abonné 🙏✨