Menakao Chocolate

Call Directions Website Contact the business

Menakao Chocolate Les chocolats MENAKAO, une marque de chocolat bean-to-bar produit à Madagascar et n’utilisant que des fèves Grands Crus, pure origine.

Fantatrao ve fa ny "tablette" tsirairay dia mbola fonosin-tanana eto amin’ny Menakao ?Fa nahoana? Satria ny kalitao dia ...
29/08/2026

Fantatrao ve fa ny "tablette" tsirairay dia mbola fonosin-tanana eto amin’ny Menakao ?
Fa nahoana? Satria ny kalitao dia hita hatrany amin’ny antsipiriany madinika indrindra.
Atao izany mba hitazomana hatrany ny kalitao sy ny fahafaham-po anareo mpanjifa.

— 🍫
Chaque tablette est encore emballée à la main chez Menakao.
Pourquoi ? Parce qu’au moment de la dernière vérification, rien ne remplace l’œil humain. Un dernier regard sur chaque tablette avant qu’elle ne parte jusqu’à vous. Voir moins

27/08/2026

Fatra mora atao, mitsonika haingana, ary fifandanjana mitovy eo amin’ny hamamin’ny ronono sy ny tsiro avy amin’ny kakao eto Madagasikara. Ny sôkôla vaingany 44 % dia natao hanamora ny asanao sy hitsitsiana fotoana, nefa tsy mampiova velively ny tsiro.

—— 🍫

Dosage facile, fonte rapide, équilibre parfait entre la douceur du lait et la fraîcheur du cacao de Madagascar. Le 44 % en pistoles est pensé pour vous faire gagner du temps sans jamais transiger sur le goût.

25/08/2026

11 tablettes, pure origine Madagascar.

—— 🍫

11 bars, single origin Madagascar.

23/08/2026

Nanambotra sôkôla ho hiempo izahay.

Vao avy nitsonika ny sôkôla, dia malama tsara ny firafiny… ary saika afaka nifarana teo ny nahandro. Saika.

—— 🍫

On était partis pour faire un fondant.

Le chocolat vient de fondre, la texture est parfaitement lisse… et la recette pourrait presque s’arrêter là. Presque.

19/08/2026

Tsy voatery hiandry fotoana manokana vao hankafy sôkôla.

Indraindray, ny fahafinaretana dia tsotra: maka takelaka sôkôla iray, manapaka sombiny vitsivitsy, mankafy ny tsiro mampiavaka ny kakaon’i Madagasikara, izay ihany dia ampy.

Satria misy sôkôla natao hankafizina tsotra izao, araka ny maha-izy azy.

—— 🍫

Pas besoin d’attendre une occasion particulière pour apprécier du bon chocolat.

Parfois, c'est juste le plaisir d'attraper une tablette. Quelques carrés, le goût du cacao de Madagascar, et rien d’autre.

Parce que certains chocolats sont aussi faits pour être appréciés simplement, tels qu’ils sont.

Ato amin'ny Menakao, ny andiany amin'ny voan-kakao dia arahina maso am-pitandremana: ny bika aman'endrika, ny fitovian'n...
18/08/2026

Ato amin'ny Menakao, ny andiany amin'ny voan-kakao dia arahina maso am-pitandremana: ny bika aman'endrika, ny fitovian'ny kalitao, ary ny hanitra sy ny tsiro.

Zava-dehibe ny fanadihadiana ara-teknika, saingy tsy ampy hilazana ny zava-drehetra. Ny fandinihana sy ny fanandramana no ahafahanay mahafantatra bebe kokoa ny kalitao.

Fifantohana tsy tapaka, manomboka amin'ny voan-kakao ka hatramin'ny sôkôla.

—— 🍫

Chez Menakao, chaque lot est évalué avec attention : l’aspect des fèves, leur régularité, leurs profils olfactif et gustatif.

Les analyses sont essentielles, mais elles ne disent pas tout. L’observation et la dégustation nous permettent de mieux comprendre chaque lot et d’en évaluer la qualité à chaque arrivage.

Une attention constante, de la fève au chocolat.

11/08/2026

Ny chocolat miavaka dia fantatra amin’ny alalan’ny hanitra sy ny kalitaon’ireo akora fototra mandrafitra azy.

Izany no antony isafidiananay manokana ny voan-kakao ampiasaina: ireo dingana manomboka amin’ny fifantenana ka hatramin’ny fanatsarana azy, no mitahiry ny tena toetran’ny hanitra sy ny tsirony, tsy misy fanampin-javatra artifisialy.

Miteraka karazana sôkôla maro samihafa izany, ka ny tsirairay amin’ireo fomba fanamboarana dia novolavolaina mba hankafizana azy araka ny gadon’ny tsirairay, irery na miaraka amin’ny hafa.

—— 🍫

Un chocolat d'exception se reconnaît à la netteté de ses arômes et à la qualité des matières premières qui le composent.

C'est pourquoi nous transformons nos fèves nous-mêmes, sur place : cette maîtrise du procédé, de la sélection des fèves à l'affinage, préserve les profils aromatiques francs, sans artifice.

Elle se traduit par une gamme variée, où chaque recette est pensée pour être dégustée à son propre rythme, seul.e, ou à plusieurs.

08/08/2026

Misy ny tsiro azo avy amin’ny fahaiza-manao sy ny traikefa.

Ary misy ny tsiro hafa azo avy amin’ny vokatry ny tany.

Ato amin’i Menakao, mifameno izy roa.

Vita Malagasy.

—— 🍫

Il y a des saveurs qui naissent d'un savoir-faire.

Et d'autres qui naissent d'une terre.

Chez Menakao, les deux se rencontrent.

Vita Malagasy.

30/07/2026

L'effort est invisible. Le résultat, évident.

La qualité d'un chocolat est le fruit d'ajustements constants, d'une observation attentive et d'une profonde connaissance de la matière. On ajuste, on recommence, jusqu'à trouver le bon équilibre.

Pour ceux qui composent avec exigence.

—— 🍫

You don’t see the work. You taste the result.

Great chocolate is shaped by constant refinement, careful observation, and a deep understanding of the ingredient.

Adjust. Refine. Repeat. Until the balance is right.

For those who craft with intention.

Enrichi en pur beurre de cacao, le chocolat de couverture offre la fluidité naturelle essentielle au travail des chefs. ...
28/07/2026

Enrichi en pur beurre de cacao, le chocolat de couverture offre la fluidité naturelle essentielle au travail des chefs.
De la fonte à la cristallisation, il révèle tout son potentiel : un éclat miroir, un claquant net et la signature aromatique unique du terroir de Madagascar.

—— 🍫

Enriched with pure cocoa butter, couverture chocolate delivers the natural fluidity essential to fine pastry.
From melting to setting, it reveals a flawless mirror shine, a clean snap, and the distinctive fruity notes of Malagasy cocoa.

Address

BP4101
Antananarivo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menakao Chocolate posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Menakao Chocolate:

Shortcuts

Share

Category