My Fanilo Shop

My Fanilo Shop Vente d'articles produits par l'association Fanilon'i Madagasikara, dans le but de financer ses activités

04/09/2026
Efa vonona daholo ve? Indro ary ny tee-shirt ho an'ny Zaikabe sy Fivoriambe antsika e🥰22 000 Ar ny taille rehetra: S, M,...
05/08/2026

Efa vonona daholo ve?
Indro ary ny tee-shirt ho an'ny Zaikabe sy Fivoriambe antsika e🥰

22 000 Ar ny taille rehetra: S, M, L, XL, XXL

Alefao dieny izao ary ny commande o.
Mandefasa hafatra miafina na miantso ny laharana: 034 98 046 91

Ho fanamorana ny fanjifanareo de ho sokafana indray ny 💙My Fanilo Shop 💙eny Antanimena. Ao @ CNPC porte 22. Miandry anar...
01/07/2026

Ho fanamorana ny fanjifanareo de ho sokafana indray ny 💙My Fanilo Shop 💙eny Antanimena.
Ao @ CNPC porte 22.
Miandry anareo ao izahay isaky ny alarobia manomboka amin'ny 12 ora ka hatr@ 4 ora tolak'andro.

Mirary tontolo andro mahafinaritra !

Salama daholo, ilazana isika fa mikatona ny Birao Andohalo manomboka rahampitso 3 Aprily hatramin'ny Talata 14 Aprily 20...
02/04/2026

Salama daholo, ilazana isika fa mikatona ny Birao Andohalo manomboka rahampitso 3 Aprily hatramin'ny Talata 14 Aprily 2026. Miverina misokatra kosa ny Alarobia 15 Aprily amin'ny 8 ora maraina hatramin'ny 4 ora sy sasany tahaky ny mahazatra.

Mirary Herinandro Masina sy Paka feno Fahasoavana ho antsika Fanilon'i Madagasikara rehetra. Mirary soa. 🥰😇

Ilazana isika fa mikatona ny birao sy ny My fanilo shop anio alarobia 01 avril 2026. Miverina misokatra kosa rahampitso ...
01/04/2026

Ilazana isika fa mikatona ny birao sy ny My fanilo shop anio alarobia 01 avril 2026.

Miverina misokatra kosa rahampitso alakamisy!

Mankasitraka!

Ity ilay niandrasanareo 🩵
30/03/2026

Ity ilay niandrasanareo 🩵

📚 Hivoaka amin'ny herinandro ho avy izao 🥰

Boky Fanabeazana Hanitriniala, Tanteliala, Vahindranitra ary Afo 🔥🔥🔥

👉👉Afaka jifaina ao amin'ny My Fanilo Shop amin'ny vidiny 15 000 Ar.

Ny mpandray anjara amin’ny fiofanana any Sahafanilo no hisitraka azy voalohany. Any Sahafanilo no handraisana ireo boky voafandrika.

Ho an'ny Ankizivavy sy ny tontolony ☀️

Address

Lot VK 27 Ambohimanoro Ambatovinaky
Antananarivu
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 16:30

Telephone

+261349804691

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My Fanilo Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share