Tiako PROMO

Tiako PROMO Salama e! Izahay ato amin'ny Tiako PROMO dia vonona ny hanome fahafam_po anareo hatrany!

29/12/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Randrianja Nayha, Natchia Rasoarimalala

PROMO:🚨 33000 Ar fotsiny amin'izay amin'izao noely izao ny fer à repasser marque ROYAL!!MAVESATRA  ,MAFY ,TSARA QUALITÉ,...
21/12/2024

PROMO:🚨 33000 Ar fotsiny amin'izay amin'izao noely izao ny fer à repasser marque ROYAL!!
MAVESATRA ,MAFY ,TSARA QUALITÉ,MAFANA TSARA!
Température réglable !
Puissance : 1000 watt _ 230 Volt
Livraison Tana/ madefa faritra
📞 0387965559

RICE COOKER MULTIFONCTIONS ADHESIF 2L = 35000 AR   Tsy mampiraikitra sakafo, mainty ny ao anatiny    Azo anedasana sakaf...
17/03/2024

RICE COOKER MULTIFONCTIONS ADHESIF 2L = 35000 AR
Tsy mampiraikitra sakafo, mainty ny ao anatiny
Azo anedasana sakafo rehetra ( hena, atody, frites, sns)
Afaka andrahoana ihany koa ( vary, vomaina, lasopy... )
600watt _ 220 V_ 50 Hz
Manao livraison Tana / madefa faritra ihany koa!
📞 0387965559

Ity koa misy ! Ity koa misy eeeh!!  MIXEUR PLONGEANT SINBOSS AVEC RÉCIPIENT Afaka anaovana crème, mayonnaise, jus, purée...
27/02/2024

Ity koa misy ! Ity koa misy eeeh!!
MIXEUR PLONGEANT SINBOSS AVEC RÉCIPIENT
Afaka anaovana crème, mayonnaise, jus, purée légumes ,... Sns
Aigampiasa bé mihitsy satria double vitesse bé izao !
Lame en acier inoxydable !
Miaraka amin'ny mesurettes 700 ml
300 Watt , 220 ~240 Volt
Vaovao sous carton !
Livraison Tana / Province
Contact : 0387965559

2024 manimanitra zava_mbaovao e!Ity indray Ary , FER A REPASSER A VAPEUREn céramique izy Io ,tsy mandoro lamba ( tsy mir...
19/01/2024

2024 manimanitra zava_mbaovao e!
Ity indray Ary , FER A REPASSER A VAPEUR
En céramique izy Io ,tsy mandoro lamba ( tsy miraikitra izany)
Mafana tsara no sady tsy mandany courant !
Température azo règlena tsara , misy thermostat 200ml
Mavesatra tsara amin'ilay ilaintsika azy !
Vidiny??? 35000 Ar monja
Tongava mp ary eh!
Contact : 0387965559
Livraison Tana / Province

Tonga indray ary ity ny fer à repasser a vapeur en céramique Tsy mandoro lamba ( Tsy miraikitra)Mitsitsy courant no sady...
09/02/2023

Tonga indray ary ity ny fer à repasser a vapeur en céramique
Tsy mandoro lamba ( Tsy miraikitra)
Mitsitsy courant no sady mafana tsara
Température réglable ,misy thermostat @ vidiny 35000 Ar monja!
Afaka miantso ny laharana 0342547259
Livraison Tana /Province

Natao an'ny rehetra indray ity ,  !Zinga électrique  = Bouilloire électrique =  Rice cooker   20000 Ar  *Capacité 1L ,af...
26/12/2022

Natao an'ny rehetra indray ity , !
Zinga électrique = Bouilloire électrique = Rice cooker 20000 Ar
*Capacité 1L ,afaka andrahoana karazan-tsakafo toy ny soupe, vary, .....
*Qualité tsara sady mateza
Mitongava ary Mp na afaka miantso ny 0342547259
Manao livraison Tana / province

Dia mbola tsy mitsahatra foana manolotra anareo ny tsara kalitao nefa mora!!Ity indray ary eee!! Fer a repasser a vapeur...
22/12/2022

Dia mbola tsy mitsahatra foana manolotra anareo ny tsara kalitao nefa mora!!
Ity indray ary eee!! Fer a repasser a vapeur, en céramique tsy mandoro lamba ( tsy miraikitra)
Tsy mandany courant no sady mafana tsara
Temperature réglable ,misy thermosta @ vidiny 35000 Ar !
Tongava mp ary na afaka miantso ny 0342547259
Livraison Tana / province

Tonga indray ary ity ny   ka araraoty !Zinga électrique  = Bouilloire électrique =  Rice cooker   20000 Ar  *Capacité 1L...
17/12/2022

Tonga indray ary ity ny ka araraoty !
Zinga électrique = Bouilloire électrique = Rice cooker 20000 Ar
*Capacité 1L ,afaka andrahoana karazan-tsakafo toy ny soupe, vary, café ,dité, .....
*Qualité tsara sady mateza

Misy ihany koa ny Fer à repasser SCARLETT ( 32000 Ar)
*2003 A _ 1000 W
*Température azo reglena no sady aigam_piasa
*Matanjaka tsara

Address

Antananarivu
102

Telephone

+261387965559

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiako PROMO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share