Nali Fashion

Nali Fashion Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nali Fashion, Shopping & retail, Antananarivo, Antanimena.

Tsy Salama 😌
20/04/2026

Tsy Salama 😌

Ansay Kiala Ylan 😂😂😂😂2013 🙊
19/04/2026

Ansay Kiala Ylan 😂😂😂😂2013 🙊

18/04/2026

Tsy aiko
Za rehefa tezitra Dia nona 😮‍💨🙄

💢RAVITOTO SY VOANJO ARY ZAVOKA💢atokona eo aminy 4h eo n'y ravitoto☺️Totona malemy n'y voanjo 😋Aveo apina menaka izay iti...
18/04/2026

💢RAVITOTO SY VOANJO ARY ZAVOKA💢
atokona eo aminy 4h eo n'y ravitoto☺️
Totona malemy n'y voanjo 😋
Aveo apina menaka izay itiavana azy 😋
Nenah Zao ritra tsara n itiavako ravitoto☺️
Vita n'y chocolat 😋☺️
Apina zavoka rehefa eo am table 😋☺️
Mandroso💢♥️

♥️💢♥️💢♥️Ny vehivavy tsy maintsy maka sary foana rehefa avy manao volo any am coiffure… satria tsy hoe hoe te-hiseho fots...
17/04/2026

♥️💢♥️💢♥️
Ny vehivavy tsy maintsy maka sary foana rehefa avy manao volo any am coiffure… satria tsy hoe hoe te-hiseho fotsiny izy fa:

fotoana iray manokana io, satria nandany vola sy fotoana izy mba hikarakarana ny tenany
te-hitahiry fahatsiarovana amin’ilay “version” tsara indrindra amin’ny tenany izy

mahatsapa fahatokisana sy “self-love” bebe kokoa rehefa mahita ny vokatra
ary indraindray… te-hampiseho amin’ny olona hoe “izao aho rehefa mamirapiratra” 😌

💢♥️💢Fa ambonin’izany rehetra izany, lesona kely:💢♥️💢
Ny fikarakarana tena dia tsy fahafinaretana fotsiny, fa fanajana ny tena ihany koa.
Rehefa manome lanja ny tenanao ianao, dia mianatra manome lanja anao koa ny hafa.

Aza mitantara amin’olona rehetra ny projet-nao, satria tsy ny olona rehetra manodidina anao no tena maniry hahita anao m...
15/04/2026

Aza mitantara amin’olona rehetra ny projet-nao,
satria tsy ny olona rehetra manodidina anao no tena maniry hahita anao mahomby.
Misy amin’izy ireny mety tsy hino anao, misy koa mety hanakivy na hanakorontana ny sainao.
Aleo mitahiry ny drafitrao ao am-ponao aloha, miasa mangina, ary rehefa tonga ny vokatra vao asehonao.
Ny fahombiazana hita maso no valiny tsara indrindra fa tsy ny resaka be.


Leo Aho VO manokatra fb d Loan lisany mivadika dragon fona n tazako firy andro zay🙄d indro a ameno n actus anlisany ko f...
14/04/2026

Leo Aho VO manokatra fb d Loan lisany mivadika dragon fona n tazako firy andro zay🙄d indro a ameno n actus anlisany ko fa Maty Antoka bé,ts d harielatra loatra fa mbola ts te anidina 🙄😮‍💨ouffffff,efa latsy tale mbola manalatsy tale 🙄



14/04/2026

With Nali Fashion – I just made it onto their weekly engagement list by being one of their top engagers!

Alohany nanosorako menaka manena kibo 🥺 ao ambany n'y résultat 🥺Izahay vehivavy tompoko mavita tsy miaina ao anatiny 3s ...
13/04/2026

Alohany nanosorako menaka manena kibo 🥺 ao ambany n'y résultat 🥺
Izahay vehivavy tompoko mavita tsy miaina ao anatiny 3s rehefa maka sary 🥺fa teto Aho voky GOAVY Dia tsy tao atsaiko oe ay mo za tokony tsy iaina 🥺(kibo taina kely)

Tsy Mila tambiny n'a vola a'milliard☺️😌
12/04/2026

Tsy Mila tambiny n'a vola a'milliard☺️😌

🦁 (LIONA) Ary ianao ♥️
11/04/2026

🦁 (LIONA)
Ary ianao ♥️

🤣🤣🤣aiza amireto vehivavy roa ireto Ary Aho 😭2016 🤣🤣🤣
11/04/2026

🤣🤣🤣aiza amireto vehivavy roa ireto Ary Aho 😭2016 🤣🤣🤣

Address

Antananarivo
Antanimena

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nali Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share