Vente de carton et des glacières

Vente de carton et des glacières Cartoon et glaciere

04/06/2026

Salama daholy mbola mande fona ny page na tsy actif matetika ary tsika
Miantso ftsn ianao de mamaly isika
Num:0380600401
0332816825
Cartoon et glaciére fona demenagement kou izy misaotra anareo

Glacière 80kg qualité  mafy mp prix n'a miantso n'y laharana 0334135700ra intéressé ianareo✨😁
13/12/2022

Glacière 80kg qualité mafy mp prix n'a miantso n'y laharana 0334135700ra intéressé ianareo✨😁

Misy koa ny Mousse andalorana trano fanaovana finition 🏚🏘, azo anaovana joint sns....  Afaka anaovana gillet de sauvetag...
10/08/2022

Misy koa ny Mousse andalorana trano fanaovana finition 🏚🏘, azo anaovana joint sns....
Afaka anaovana gillet de sauvetage raha anii ianareo
Tongava fona ao @ Mp na miantso ny tel:0334135700
Misaotra indrindra tompoko💯✔

Glacieres 35kg et 40kg matevina tsara  afaka itondran labiera ra hoe misotro2 ianareo, afaka andefasana azadrano ra hoe ...
09/08/2022

Glacieres 35kg et 40kg matevina tsara afaka itondran labiera ra hoe misotro2 ianareo, afaka andefasana azadrano ra hoe andefa an izanii ianareo afaka anaovana yaourt rah oattra ka mpanao yaourt ianareo🔑🐟🦀🦞🦐💯💫✔

08/08/2022

Salama daholo ny mpanaraka ny page🤩🥰
Resaka hafa indray ity resaka demenagement; Raha hoatra ka anao demenagement ianareo dia afaka miantso anay na mandefa hafatra miafin(mp) izahay daholo no miantoka ny transport, olona mibata makao anaty voiture na mibata makao trano anaovanao demenagement, manao ny embalage rehetra mande detaille ny embalage, ra liana ianareo dia afak miantso ny 0334135700
Misaotra indrindra tompoko💯

05/08/2022

Salama daholo tompoko
Misy glaciere arrivage 35kg matevina tsara daholo azo entina mvoka2 asina labiera, trondro, yaourt, langouste, crevette, sns......

Tongava ao amin ny teny miafina na mp raha toa ka liana ianareo..✨💦

Otran'izao ny commande raha carton kely✨💯
27/07/2022

Otran'izao ny commande raha carton kely✨💯

Commande otran zao manao azy Afaka tonga mp na miantso ny 0334135700 rehefa anao commande ianareo✨💫
16/07/2022

Commande otran zao manao azy
Afaka tonga mp na miantso ny 0334135700 rehefa anao commande ianareo✨💫

Glacières 35 kilogs💯 Afaka fonosina scotch ze Loko Tina Mp n'y prix na atsoy ny 0334135700
10/07/2022

Glacières 35 kilogs💯
Afaka fonosina scotch ze Loko Tina
Mp n'y prix na atsoy ny 0334135700

10/07/2022

Mandray commande glacière mande par kilogs,
Carton refy exacte izay tinao,
Toerana 67 ha Mada hotel,miditra mp na miantso ny tel 0334135700
Misaotra tompoko💯✨

Address

101 Antananarivo
Antohomadinika

Telephone

+261334135700

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente de carton et des glacières posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vente de carton et des glacières:

Shortcuts

Share