Sera Balsam

Sera Balsam 💖Indro avaoziko n'y zavatra Rehetra💖 afaka atao daholo rehefa resaka varotra

13/08/2026

Misy ankizilahy ato amiko, 27ans sy 22ans avy any Fianaratsoa, Ambositra, mitady asa Gardien irakiraka sns...

Avy any Farafangana, serveur, vendeur, Aide cuisinier, asa ,Mahay paty Gasy tsara be, sns

Kilasimandry vonona zao
Tsisy fady2, tsisy aretina mitaiza
0347474876 MPANERA

💝 Alefako mora be ty vaovao 🥰Pt36Mp......
07/08/2026

💝 Alefako mora be ty vaovao 🥰
Pt36
Mp......

08/06/2026

Vehivavy 19ans avy any Ikongo

Mitady asa kilasimandry vonona zao

Efa zatra niasa trano

Tsy mifidy asa atao, tsisy fady2 tsisy aretina mitaiza

120 000ar
0347474876 mpanera

08/06/2026

Lehilahy 29ans avy any fianaratsoa

Mitady asa kilasimandry vonona zao

Efa nanao Gardien, Jardinier, mahay mikarakara fambolena sy fiopina

Tsy misotro tsy mifoka, tsisy fady2 tsisy aretina mitaiza

Matotra tsara sady madio
0347474876 mpanera

08/06/2026

Vehivavy 22ans avy any fianaratsoa

Efa zatra niasatrano Kilasimandry

Tsisy fady2 tsisy aretina mitaiza

Vonona iasa zao

Karama 120 000ar
0347474876 mpanera

04/06/2026

Mitady Vehivavy 18ans-25ans iasa kilasimandry vonona zao
Tonga de mandefasa mp mivantana fa tsy mamaly comm's

Pt 27-285000ar seulementManome prix de grosMandefa any 0347474876
17/04/2026

Pt 27-28

5000ar seulement

Manome prix de gros
Mandefa any

0347474876

17/04/2026

Pâtissier mitady asa (viennoiseries & feuilleté )efa, manana expérience , Disponible 8h à 16hManodidina Tanjombato
0347474876

⛔‼️NANDONA BE NY FOKO ITY🥹 ONTSA TANTERAKA AHO🥲KA MBA ZARAIKO AMINTSIKA @ maha Gascar Fenosoa  olombelona🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇲🇬‼️( Tar...
13/10/2025

⛔‼️NANDONA BE NY FOKO ITY🥹 ONTSA TANTERAKA AHO🥲KA MBA ZARAIKO AMINTSIKA @ maha Gascar Fenosoa olombelona🙏🙏🇲🇬🇲🇬🇲🇬‼️

( Taratasy nosoratan'i Mahery Lanto Manandafy mialohan'ny nakanesany teny amin'ny sampana cybercriminalité polisy anosy 😭 ny alakamisy 29 Septambra 2022 lasa teo izay andro nandraisany ny taratasy fampiantsona azy, novakian'ny vadiny vao téo tao anatin'ny fandaharantsika ༺L’INVITE DU JOUR༻ by Real TV )
_______________&&&_____________

🛑❌❌Hafatra raha sendra Ka ..... ❌❌

Hafatro ho an'ny vahoaka
Aza kivy, mitrakà, fa adidy Masina ity.
Matoa nataoko sy nijoroako dia efa vonona hizaka ny vokany
Matoa io nataoko dia ny tanjona Dia ny fanatsarana an'i Madagasikara.
TSY HANAIKY ISIKA
-FAMONOANA NY MALAGASY
-FANANDEVOZANA NY MALAGASY

Hafatra ho an'ny mpitondra:
Tadidio fa kodiaran-tsarety ny fiainana.
Vonona aho, ary ianareo ve vonona koa ?
Fantatro ny fara fahefanareo, Fanagadrana.
Fa tsy fantatrareo ny fara fahefan'ny vahoaka romotra.

Ho anareo vady aman-janako, mahatokisa ary aza matahotra fa mbola ho avy ilay maraina.

NDAO.
✍️Mahery
29/09/2022
Loharano: Doris Rakoto Samuel

Address

Antsirabe
Antsirabe Afovoany

Telephone

+261336771691

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera Balsam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share