All in One Shop

All in One Shop ❤️Am_pitiavana Be ❤️

Akoryiiii ❤️Ato aminay anie hoa tsy lany ny tsara e.Jereo anie ity Mini Clogs ity e 😍Misy hafa iany ko ao fa tongava 🥰🤗S...
12/09/2026

Akoryiiii ❤️

Ato aminay anie hoa tsy lany ny tsara e.
Jereo anie ity Mini Clogs ity e 😍
Misy hafa iany ko ao fa tongava 🥰🤗

Spécial hoany kilonga fa tongava mijery sy manohatra ety antsena 👉ety aminy Zaodahy 👈

🤑Tsara sady mora hatrany ny ato aminay 🤑



hatrany ny pejy

27/08/2026

Akoryiiii ❤️

Mankasitraka hatrany hoanareo rehetra tsy ankanavaka.. Be dia be kay nareo na ny eto an_toerana na avy any ampitandranomasina manohana sy manaraka ao ambadika aoooo 🥰🥰🥰
MAMY BE EEEE❤️❤️❤️

Mbola vonona sy miezaka hatrany hanome anareo fahafampo ❤️
Mandray kiana,mandray torohevitra avy aminareo satri isika rehetra miara_mientana mba hahasoa sy hahatsara ho fampandrosoana.😇

Merci fona 🙏😇☘️

hatrany ❤️

Chaque journee est une chance  ☘️Belle journée a tous 😘❤️
26/08/2026

Chaque journee est une chance ☘️

Belle journée a tous 😘❤️

🌅 Avant de penser à tout ce qui ne va pas dans ta vie, prends quelques secondes pour réaliser une chose : tu es encore là. ❤️‍🩹

Tu as ouvert les yeux ce matin. 👀
Tu respires. 🙏🏾
Tu as une nouvelle journée devant toi. 🌅
Et avec elle, une nouvelle possibilité de faire un pas de plus. 👣✨

Peut-être que tout n’est pas encore comme tu le voudrais.
Peut-être que tu portes des inquiétudes. 😔
Des déceptions. 💔
Des rêves qui tardent à se réaliser. ⏳
Des blessures dont personne ne connaît l’existence. ❤️‍🩹

Mais malgré tout ça…

Regarde-toi. Tu as continué. 🛡️🔥

Tu as connu des jours où tu pensais ne pas tenir.
Tu as traversé des moments où abandonner semblait plus facile.
Tu as douté de toi, tu as chuté, tu as parfois perdu espoir…

Et pourtant, tu t’es relevé encore et encore. 💪🏾❤️

Alors aujourd’hui, sois fier de toi. 👑

Pas parce que tu as tout réussi.
Pas parce que ta vie est parfaite.
Mais parce que malgré tout ce que la vie a mis sur ton chemin, tu continues d’avancer. 🌱🔥

Prends le temps d’apprécier les petites choses. ☀️
Un sourire. 😊
Une conversation. 🤝
Un repas. 🍽️
Un moment de calme. 🕊️
Un coucher de soleil. 🌅

Tu n’as pas besoin d’attendre que toute ta vie soit parfaite pour être reconnaissant. 🙏🏾❤️

Aujourd’hui est une nouvelle page. 📖
Écris-la avec courage.

Fais un petit pas. 👣
Apprends quelque chose. 🌱
Aime davantage. ❤️
Pardonne quand tu peux. 🤍
Et surtout, ne sous-estime jamais la force qui t’a permis d’arriver jusqu’ici. 🛡️🔥

📲 Partage ce message avec quelqu’un qui a besoin de commencer sa journée avec un peu d’espoir. 🫂🌅

🔔 Abonne-toi à Petit Pas Grand Changement pour recevoir chaque jour des messages qui t’aident à garder espoir, reconnaître ta valeur et continuer à avancer malgré les difficultés. 🌱📖💪🏾

Tu as encore une journée. Une chance. Une page. Ne la gaspille pas en oubliant tout ce que tu as déjà surmonté. 🙏🏾❤️🌅

Akoryiiii ❤️😍🥰Fa satria tena anatiny fanomanana fidirany mpianatra isika amin'izao fotoana izao dia ampatsiahy anareo za...
25/08/2026

Akoryiiii ❤️😍🥰

Fa satria tena anatiny fanomanana fidirany mpianatra isika amin'izao fotoana izao dia ampatsiahy anareo za fa ilainy kilonga iany ko ny kapa an 🩴🩴😍
Tsy ho diso anjara iany ko ny lehibe anefa 🥰

Manomboka aminy 10.000ar ary tsy mihoatry ny 25.000ar 🤑🤑🤑 aia ko ro ahitaaaa 🥰🥰🥰
Ndao any amn MP miady varotra haingana 🤗😁


Araho hatrany ny pejy 👍
an

Akoryiiii 🥰Fa tsy vao ovina ve ny arrivage d hanao liquidation ahoana sahady eeee 🫣Ouiii rehefa tsy mahafaty dia ataotsi...
23/08/2026

Akoryiiii 🥰

Fa tsy vao ovina ve ny arrivage d hanao liquidation ahoana sahady eeee 🫣

Ouiii rehefa tsy mahafaty dia ataotsika. Samy salama ny reny sy ny zaza hoy ilay fitenenana 😁☺️

Ity modèle ity no alefatsika a petit prix 🤑🤑🤑
Malaky ary fa 10 paires fotsiny an. 36 a 40 ny Pointure.

A récupérer na ko ho livré_nay dia mety fona 🥰

Araho foana ny pejy 🫶

Salut toulmoooonde 🥰Miandry anareo nisafidy ny hanao récupération izahay an. Misokatra latsinainy katraminy sabotsy @8 k...
22/08/2026

Salut toulmoooonde 🥰

Miandry anareo nisafidy ny hanao récupération izahay an.
Misokatra latsinainy katraminy sabotsy @8 ka hatraminy 5ora sy sasany ariva izahay.

Ety aminy Zaodahy Antsenakely no misy anay

Hoanareo tsy afaka manantona dia manao livraison iany ko izahay ary mandefa any aminy faritra an.

Merciiiii ❤️😇



Araho hatrany ny pejy 👍❤️

❤️Koriaby leakizy 🥰😍Isaky ny zoma ny arrivage fromage tsika raha lany mialohany ahatongavany ny stocks an.Afaka mi comma...
19/08/2026

❤️Koriaby leakizy 🥰

😍
Isaky ny zoma ny arrivage fromage tsika raha lany mialohany ahatongavany ny stocks an.
Afaka mi commande mialoha
🏡afaka manantona ety aminy toeram_mpivarotanay ety aminy zaodahy sady afaka livré_nay iany ko.
🚘Mandefa any aminy faritra izahay hoanareo any aminy faritra.

☎️ 032 02 678 19 na 038 52 999 71

Aza adino ny mi suivre 👍 sy mi partage oooh 🥰
❤️

Prennez bien soins de vous leakizy a ❤️❤️❤️
11/08/2026

Prennez bien soins de vous leakizy a ❤️❤️❤️

Mah 😊 : - Maman a. Mba asina tortue eto d asina araignée azafady tompoko.Maman 👱‍♀️ : - Nga Maman Chéri mahay sary a 🥴😊 ...
29/07/2026

Mah 😊 : - Maman a. Mba asina tortue eto d asina araignée azafady tompoko.
Maman 👱‍♀️ : - Nga Maman Chéri mahay sary a 🥴
😊 : - Mahay ela koooo
👱‍♀️ : - Efa oe tsy mahay oa za ko
😊 : - Mahay fotsiny ela koooo.
👱‍♀️ : - Ao ary zany e 🤕..
😊: - waaaaaaaaa 😍 hitanla zanyiiiii mahay ela 🥰

Rehefa ny deba no mi commande dia tsy maintsy manao ela d tsmaintsy mahay 😅

Aza adino ny m-suive na mi 👍 ny pejy 🥰🥰

Merci ❤️

Address

Route D'ambositra
Antsirabe Afovoany

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when All in One Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share