27/08/2025
vakio fa mahasoa anao ity🥰
Ny vinaigre sy m**o dipaina🇲🇬. dia anisany vitsy mpampiasa kanefa omeko anao ny toro hevitra fanaovana azy
Alaina ilay m**o,,,esorina ny ao anatiny....dia ilay ao anatiny iny andrahoy , m**o dopaina iray rano iray litre,,,Avelao angotraka dia rehefa vita izany dia Avelao angatsika fotsiny aloha,,,poteho.ilay ivelany dia lomy vinaigre m**o iray vinaigre telo,,,Avelao ilona 10 min d atambaro amin'izay karokarohy tsara avy eo de asina sira mamy🥰
Ataovy anaty bol dia saromy mandritrin'ny alina manotolo dia maraina izy esory ao....dia ario faty any amin'zay fa tsis ilavana azy akory eo amin'ny fiainana🥹
misaotra anao mamaky ny astuce tsika anio...sasao tsara ny bol rehefa avy Arina ilay izy fa masiso velona ao iny a
Nb:Aza tezitra fa zarao ho hitan'ny namana🥹
Mba mitsiky kely indraindray fa tsy hakana lagy daholo io rehetra Io🙆 😁
🛑 (Indrana tatsy ambadika tatsy 😁🤣)
😎🙏🎩