Lalôkalshop

Lalôkalshop Magasin, produits du terroir de vakinakaratra / marchandises générales

05/09/2026

🥰❤️

05/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Onja Nomentsoa, ʚɸɞ Njara Lebron ʚɸɞ, Stella Evà, Vololontsoa Manitra, Landry Ramaroniaina, Miora Hajarimpino, Zoahary Baobab Ofisialy, Mirija Andrianarimalala

Tsara Ariva e🤗Alakamisy mahasoa 🥰Efa fantatrareo ve fa mety miaraka ny tamotamo sy ny diloilo ?Eny mety miaraka tsara mi...
03/09/2026

Tsara Ariva e🤗

Alakamisy mahasoa 🥰

Efa fantatrareo ve fa mety miaraka ny tamotamo sy ny diloilo ?

Eny mety miaraka tsara mihintsy ho anao izay Te hanana hoditra malefaka, voakarakara ary mamirapiratra dia natao ho anao ity .💛

Andramo arany ny tamotamo + Diloilo, (Presse a froid )🥥, afangaro tsara dia ahosotra amin'ny tarehy kah avela hilona 5min ka kobanina avy eo 🥰


🛍️ Azonao jifaina ato amin'ny Lalokalshop izany akora izany 🥰
📩 Mandefasa hafatra miafina raha hanafatra.

🎵 TikTok : Lalokalshop

HEllo September 🧡Tafatsiry indray ny maintso Eto atoko-taninay Rako-pelana ny PaisoMavokely ranoray Tafa foha maraina ah...
01/09/2026

HEllo September 🧡

Tafatsiry indray ny maintso
Eto atoko-taninay
Rako-pelana ny Paiso
Mavokely ranoray

Tafa foha maraina aho
Mifoka izato rivo-manitra
Eny an'elan'elan'ny taho
Manga ery ny volon'ndanitra .........



Aza miandriandry intsony fa ndao Tonga Dia hisoratra anarana 🥰
01/09/2026

Aza miandriandry intsony fa ndao Tonga Dia hisoratra anarana 🥰

Tsy hitahita akory dia mifarana ny herinandro ,ny volana ...Kely sisa ihany koa dia hifarana ny taona 😱Salanitra aloha e...
29/08/2026

Tsy hitahita akory dia mifarana ny herinandro ,ny volana ...Kely sisa ihany koa dia hifarana ny taona 😱

Salanitra aloha e 🤗

Fa tena mande ry reto lay fotoana anh ...
Nenareo ve Zao MBA efa nisy vitanareo Ilay vina nampetraka tamin'fiandohan'ny taona iny ?

Zany eo ihany fa araraoty zareo anh ,,tsy itony Ilay menaka mahagaga fa araraoty Ilay fotoana hananareo ,araraoty n'y fotoana hiarahana amin'namana ,n'y olo-tiana ,n'y havana ,sy ireo Zay olombelona mahafinaritra anareo 🥰

Ohatra Zao hoe MBA manala Kely nareo amin'izao fiafaran'izao herinandro Zao 😅
Misotrosotro Kely ' na ..Sady manjifa ny vokatra Malagasy ihany koa amin'izay euh 😚

Bonne journée aby arany ...bon week doly 🥰

Team ???
28/08/2026

Team ???

Team ?Salanitra e 🤗Eo hoe MBA lazao anay  ao amin'ny coms hoe team aiza amin'ireo nareo ?- Team collier ?-Team bracelets...
28/08/2026

Team ?

Salanitra e 🤗
Eo hoe MBA lazao anay ao amin'ny coms hoe team aiza amin'ireo nareo ?
- Team collier ?
-Team bracelets ?
-Team bag ?
Sa Team boucle d'oreille ?

🥰🤗
27/08/2026

🥰🤗

👉 Andao fa raikitra ary e 😉
👉 Ireto avy ireo toerana sy fomba afahanao misoratra anarana amin'ny Trail d'Andranomafana :

📍 Antsirabe : OrtVak (ambany rihana - Chambre du Commerce akaiky ny gara) sy LaLôkalShop Antsirabe (apitan'ny hôtel Rabemananjara akaiky ny Pharmacie Vakinakaratra)
📍 Betafo : Hôtel Ecosource (akaiky ny centre thermal sy ny CSBI Andranomafana)
📍 Tana sy toeran-kafa : Sintomy ny taratasy fangatahana amin'ny alalan'ny kaody QR na tsindrio ny rohy ao amin'ny fanehoan-kevitra. (Fenoy ny taratasy fangatahana ary avereno aty aminay miaraka amin'ireo antontan-taratasy ilaina amin'ny alalan'ny mailaka na hafatra miafina)

-----
👉 Et c'est parti ! 😉
👉 Voici les lieux où vous pouvez effectuer votre inscription et les façons de s'inscrire au Trail d'Andranomafana :

📍 Antsirabe : OrtVak (rez de chaussé - Chambre du Commerce près de la gare) et LaLôkalShop Antsirabe (en face de l'hôtel Rabemananjara près de la Pharmacie Vakinakaratra)
📍 Betafo : Hôtel Ecosource (entre le centre thermal et le CSBI Andranomafana)
📍 Tana et autre : Télécharger le formulaire via le QRCode ou cliquer sur le lien en commentaire. (Remplir le le formulaire et nous la renvoyer avec les documents recquis par mail ou en message privé)

-----
👉 Let's Go ! 😉
👉 Here are the locations where you can register and the ways to sign up for the Andranomafana Trail :

📍 Antsirabe: OrtVak (ground floor—Chamber of Commerce near the train station) and LaLôkalShop Antsirabe (across from the Rabemananjara Hotel near the Vakinakaratra Pharmacy)
📍 Betafo: Ecosource Hotel (between the thermal center and CSBI Andranomafana)
📍 Tana and other locations: Download the form via the QR code or click on the link in the comments. (Fill out the form and send it back to us with the required documents via email or private message)

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

+261340859151

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalôkalshop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lalôkalshop:

Shortcuts

Share