18/09/2026
Mbola misy vitsy ANTSIRABE
👉🏽Crème corps: manazava hoditra ny vatana, manala vergeture 😍😍😍
👉🏽Misy gommage corps à base du riz manala peau morte
👉🏽Dia mbola manana crème visage Naomi manala tache amin'ny tarehy, sy maintimainty amin'ny helika, coude, genoux, vitsy tena vitsy kely koa isika fa araraoty be mintsy oh❤️❤️
👉🏽Tsy hadino produits tsara randragna, repousse et hydratation cheveux 😍😍
Araho ny video
mp contact + lieu de livraison pour vos commandes
🥰🥰🥰