Handicap talents

Handicap talents Mon handicap est ma force

13/06/2026
✨ ASA TANANA VITA AM-PITIAVANA ✨🌿 Vita amin’ny akora voajanahary 90%(bozaka, ravina, tany, fasika, hazo, vato sy akora a...
29/05/2026

✨ ASA TANANA VITA AM-PITIAVANA ✨

🌿 Vita amin’ny akora voajanahary 90%(bozaka, ravina, tany, fasika, hazo, vato sy akora avy amin’ny natiora)

🎨 Tableau décoratif 3D vita tanana tsirairay🏡 Manome hafanana, fiadanana ary hakanton’ny natiora ao an-trano

💚 Tsy usine…💚 Tsy copie…💚 Fa tena asa tanan’olona manana fahasembanana, vita am-paharetana sy fitiavana.

Ny fividiananao dia:✅ Manohana asa tanana Malagasy✅ Manampy renim-pianakaviana sembana hanohy hiady sy hamorona✅ Manome lanja ny zavaboary sy ny asa vita tanana

🌸 Pièce unique — tsy misy mitovy🌸 Azo atao décoration maison, bureau na cadeau original

📩 Afaka mandefa message privé☎️ 038 40 670 20

🍃 “Avadiko ho zavakanto ny natiora, ary avadiko ho hery ny fahasembanana.” 🍃

✨ Tableau décoratif 3D fait main ✨🌿 Conçu à 90% avec des éléments naturels🏡 Une décoration originale et apaisante pour v...
29/05/2026

✨ Tableau décoratif 3D fait main ✨

🌿 Conçu à 90% avec des éléments naturels
🏡 Une décoration originale et apaisante pour votre intérieur
🎨 Travail artisanal unique avec effet relief

✅ Fait main avec soin
✅ Pièce unique disponible de suite
✅ Style naturel, élégant et tendance

💰 Prix: 100.000 Ar
📩 MP direct
☎️ 038 40 670 20

🍃 Ramenez la beauté de la nature chez vous 🍃

Ny tongotro no tsy lavorary fa Mbola manana tanana feno fizarana fitiavana AhoN'y fandraisantsika anjara Dia antoky ny a...
16/05/2025

Ny tongotro no tsy lavorary fa Mbola manana tanana feno fizarana fitiavana Aho
N'y fandraisantsika anjara Dia antoky ny ampitsoko

n'y fandraisantsika anjara Dia hery ho ahy
06/05/2025

n'y fandraisantsika anjara Dia hery ho ahy

Address

Rond Point Vélodrome
Antsirabe

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261326672226

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Handicap talents posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share