Varotra Fromage BIRA

Varotra Fromage BIRA Vente Fromage Orora Cheese

Produit disponible au stands FIOVA devant chambre de COMMERCE  ANTSIRABE  FROMAGE DUR:➡GRUYER 🧀🧀➡EXQUIS🧀🧀FROMAGE FONDU
19/12/2020

Produit disponible au stands FIOVA devant chambre de COMMERCE ANTSIRABE
FROMAGE DUR:
➡GRUYER 🧀🧀
➡EXQUIS🧀🧀

FROMAGE FONDU

Miarahaba antsika rehetraNy ORORA CHEESE dia manao stands eto amin'ny Chambre de commerce ANTSIRABEAfaka mitsidika ety i...
18/12/2020

Miarahaba antsika rehetra
Ny ORORA CHEESE dia manao stands eto amin'ny Chambre de commerce ANTSIRABE
Afaka mitsidika ety ianareo,ahitana ireo karazana produit izay vokarin'ny ORRA CHEESE
TONGAVA MARO ARy

Ny Varotra Fromage Bira dia faly manolotra hoanareo ^FROMAGE ORORA CHEESE^ 🧀🧀Tsara kalitao ary tsara Tsiro,vokatra vita ...
18/08/2020

Ny Varotra Fromage Bira dia faly manolotra hoanareo ^FROMAGE ORORA CHEESE^ 🧀🧀
Tsara kalitao ary tsara Tsiro,vokatra vita Malagasy🇲🇬 avieto Antsirabe
hoantsika tia manao sakafo ny ^ORORA CHEESE^ manome fahafam_po hoanao ho tsara tokoa ny nahandro mmmmmh
Ireto avy ny ORORA CHEESE misy
Fromage dur
🧀🧀ORORA CHEESE type Saint Paulin :29000ar (1kg)
🧀🧀ORORA CHEESE type Gruyere :30000ar (1kg)
Afaka manao prix de gros ihany koa hoan'izay mbola hivarotra
Koa aza misalasala ary manao ny Commande @ (0342890693) na MP

Address

Antsirabe Rn7
Antsirabe

Telephone

+261342890693

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra Fromage BIRA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share