Benah Cosmetic Antsirabe

Benah Cosmetic Antsirabe Vente des produits cosmétiques

IZA NO TE HANAO PIERCING AO!!!Andao rankizy. mba hitevika  ahManevika zaza,ankizy,olondehibe,na lehilahy na vehivavy And...
25/11/2025

IZA NO TE HANAO PIERCING AO!!!
Andao rankizy. mba hitevika ah
Manevika zaza,ankizy,olondehibe,na lehilahy na vehivavy
Andao hanatsara endrika koely😍
vetivety dia vita fa tsy mandany fotoana be ah
tsy marary mora sitrana kely koa
efa miaraka aminy kavina mamy kely❤

prix 5000ar
manao a domicile à partir ny 2000 ar ny frais
tongava mp ary oo😘😘

Ty ndrai ar ny gamme pour cheveux curly, bouclé , lisse . 💛Argan oil .. passion fruit💙Shea butter ..castor oil🧡coconut o...
25/11/2025

Ty ndrai ar ny gamme pour cheveux curly, bouclé , lisse .
💛Argan oil .. passion fruit
💙Shea butter ..castor oil
🧡coconut oil..linseed oil
💜keratin ..collagen
ts mifidy volo fa arakarak n karazan bolo reo
mapaniry volo sy mampiajanona ny volo mihintsana, manatsara ny taovolo tsy ho vakivaky,mapalama sy malefaka volo ,
Mety be ho anao mandoko volo hiaro azy tsy ho maina sy ho vakivaky, afak anaovan boucle s curly .m,frisé sn sisa .
🌺🌸masque 1000g .....18000ar
🌸🌺 shampooing 500ml ...15000ar
ra maka anazy mitambatra 30000ar izy 2

29/01/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Razafinjatovo Fifaliana Fitahiana, Sifu Elisaotra, Alain Nirina, Tah Rakoto, Miì Randrí

Ho antsika manana olana  sy hoho sy ireo tasy mainty sarotra hesorina dia ity ary ilay crème NAOMI👉manala aingana ireo t...
29/01/2025

Ho antsika manana olana sy hoho sy ireo tasy mainty sarotra hesorina dia ity ary ilay crème NAOMI
👉manala aingana ireo tasy rehetra aminy vatanao(tends,lohalika,kiho,elakela le,sns...)
👉Manala mony sy point noire tsara ihany koa ary ireo tasy navelan ireo
👉Manala ireo aretin aty mivoka ety ivelany
👉Manala manana sy panda ary ireo menamena be aminy tarehinao
👉Manala eczema ary ireo mangidihidy aminy vatanao
👉Manala Tsatsakotra aminy vatana
👉Manama mycose aminy hoho
👌👉 EFFICACE ARY TSY MISY EFFET SECONDAIRE
PRIX:12.000ar
Manao livraison
Raha mahalina anao dia tongava mp

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Benah Cosmetic Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share