Volo tsara karakara

Volo tsara karakara Importation et achat en provenance de Chine

✨Ny pierre d’alun ato aminay dia 100% voajanahary, tsy misy parfum, tsy misy alcool ary tsy misy akora simika.❌Tsy mitov...
05/03/2026

✨Ny pierre d’alun ato aminay dia 100% voajanahary, tsy misy parfum, tsy misy alcool ary tsy misy akora simika.

❌Tsy mitovy amin’ny "vato alamo" eny an-tsena izay efa voahodina sy misy fangaro simika hafa.

✅ Voafantina tsara mba hiantohana ny kalitao sy ny fahombiazany.

🛍️ Vidiny mirary hatrany: 15.000Ar pour 120g

Mp pour commander

Pierre d'alun 100% naturelle ,non transformée 🔥🔥🔥✔️ Déodorant natoraly manala sy mamono ny fofona ratsy rehetra✔️Manery ...
02/03/2026

Pierre d'alun 100% naturelle ,non transformée 🔥🔥🔥

✔️ Déodorant natoraly manala sy mamono ny fofona ratsy rehetra
✔️Manery ny masonkoditra ary mampihena ny fahatsembohana
✔️Afaka atao après rasage sy après eplilation
✔️Mety amin'ny hoditra rehetra na izay hoditra tena sensible aza
✔️ Mitsitsy kokoa satria maharitra ambolana maromaro na amantaonany mihitsy ny pierre d'alun 120g
✔️........

➡️Fampiasana azy ,lemana ny pierre d'alun dia hosorana amin'izay faritra tiana ho traitena : ambany helika, felantanana tsemboka, tongotra tsemboka sy misy fofona, tarehy ..... Avela ho maina ,tsy kobanina .

➡️Vidiny tena mora natao ho an'ny rehetra : 15000ar ny paquet de 120g

🛑Toerana ahitana azy:
-Tananarive: Station shell Ambohitrarahaba (repère)
- Antsirabe : Magasin Bazar kely akaikin'ny Restaurant Le Pousse Pousse Antsenakely
- Manao livraison ny Tananarive
- Mandefa any amin'ny faritra

🛑Alefaso dieny izao ny komandinao aza tara fa 15000ar ny 120g

Address

Antsenakely
Antsirabe
110

Telephone

+261347581347

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Volo tsara karakara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Volo tsara karakara:

Shortcuts

Share