Holy andolalaina CM

Holy andolalaina CM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Holy andolalaina CM, ANTSIRABE, Antsirabe.

🚀 Holy Andolalaina CM | Community Manager
📈 Boostez votre visibilité et développez vos ventes sur les réseaux sociaux.
💎 Formules BASIC, STANDARD et PREMIUM adaptées à vos besoins.
📞 +261 37 44 500 95 | 💬 WhatsApp : 038 44 500 95

🔥 **TE HAHAZO MPANJIFA VE IANAO? AZA MAMALY “MISY” FOTSINY!**Rehefa misy olona manontany hoe: **“Mbola misy ve?”**, dia ...
10/09/2026

🔥 **TE HAHAZO MPANJIFA VE IANAO? AZA MAMALY “MISY” FOTSINY!**

Rehefa misy olona manontany hoe: **“Mbola misy ve?”**, dia aza mamaly hoe **“Eny, misy.”** fotsiny.

Mety hamono ny vente izany valiny fohy izany.

Omeo avy hatrany ny fanazavana ilain'ilay mpanjifa:

✅ Prix
✅ Taille na modèle
✅ Couleur disponible
✅ Fomba livraison
✅ Fomba commande

Ohatra:

“Eny, mbola misy 😊 35 000 Ar izy, misy taille M sy L, ary afaka alefa eto Antsirabe. Raha te hanafatra ianao dia alefaso ny anaranao sy ny numéro-nao.”

📌 **Tsarovy:** Tsy ny vokatra tsara ihany no mivarotra, fa ny fomba famalianao ny mpanjifa koa.

Ny valiny haingana, mazava ary feno dia afaka mamadika fanontaniana iray ho lasa vente.

💬 Efa namoy mpanjifa ve ianao noho ny valiny fohy loatra?

🎓 FORMATION EN LIGNE AO ANATY GROUPE WHATSAPPTe hahay hivarotra sy hitantana Page Facebook amin'ny fomba matihanina ve i...
09/09/2026

🎓 FORMATION EN LIGNE AO ANATY GROUPE WHATSAPP

Te hahay hivarotra sy hitantana Page Facebook amin'ny fomba matihanina ve ianao?

Hisokatra ny formation pratique mandritra ny 4 andro, izay hianarana:

✅ Technique de vente
✅ Marketing digital
✅ Fomba fitantanana Page Facebook
✅ Promotion tsy misy Boost
✅ Boost Publication
✅ Boost Live
✅ Boost Page

📅 DATY: 23, 24, 25 ary 26 septembre 2026
📱 FOMBA: Formation en ligne ao anaty groupe WhatsApp
⏱️ FAHARETANA: 4 andro

Tsy théorie fotsiny no hianarana. Hisy fanazavana tsotra, ohatra, exercice ary fotoana hametrahana fanontaniana, mba hahafahanao mampihatra avy hatrany amin'ny activité-nao.

🔥 TARIF PROMOTIONNEL: 25 000 Ar ho an'ny olona 10 voalohany misoratra anarana.

💰 TARIF NORMAL: 30 000 Ar rehefa feno ireo toerana 10 voalohany.

Voafetra noho izany ny toerana hahazoana ny tarif promotionnel.

Raha mpivarotra ianao, manana Page Facebook, manao vente en ligne, na te hianatra ny fomba hampiroboroboana activité, dia ity formation ity dia natao ho anao.

💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny hoe FORMATION raha mila fanazavana na te hisoratra anarana.

Na mandefasa hafatra mivantana amin'ny Page Holy Andolalaina CM.

Raha vao nanokatra Page ianao dia aza maika hanao publicité na Boost avy hatrany. 😊Ireto no tokony hatao voalohany:1️⃣ A...
08/09/2026

Raha vao nanokatra Page ianao dia aza maika hanao publicité na Boost avy hatrany. 😊

Ireto no tokony hatao voalohany:

1️⃣ Amboary tsara ny Page

- Anarana mazava sy mifanaraka amin’ny activité
- Photo de profil sy couverture matihanina
- Bio/description mazava
- Numéro de téléphone sy moyen de contact
- Adresse/localisation raha ilaina
- Bouton d’action (WhatsApp, Messenger, Appeler…)

2️⃣ Farito mazava ny activité
👉 Inona no amidinao na service omenao?
👉 Iza no client cible?
👉 Inona no mampiavaka anao amin’ny hafa?

3️⃣ Ataovy vonona ny contenu
Aza avela ho Page vao misokatra nefa publication 1 ihany.
Manomboha amin’ny contenu mampahafantatra:
📌 Iza ianao/ny entreprise
📌 Inona ny produit/service
📌 Vidiny na fomba fividianana
📌 Tombony ho an’ny client
📌 Témoignage na preuve raha efa misy

4️⃣ Amboary aloha ny crédibilité
Rehefa miditra amin’ny Page ny olona dia tokony hahita avy hatrany hoe:
“Page tena izy ity ary fantatro izay ataony.”

5️⃣ Avy eo vao mieritreritra Boost/Publicité
Rehefa efa tsara ny Page sy ny contenu ary mazava ny objectif, dia izay vao dinihina hoe inona no publicité mety aminy.

👉 Raha fintinina: Page vaovao = tsy Boost no voalohany, fa FANAMBOARANA + POSITIONNEMENT + CONTENU + CRÉDIBILITÉ. ❤️

07/09/2026

Ireto daholo ny tokony ataonareo rehefa voasokatra ny page❤️

Aza adino manisy commentaire sy mipartage Raha tinareo ny hitohizan'ny fampianarana ❤️

06/09/2026

Aleo aloha ny bêtise no alefa mialoha 🤣🤣🤣

Tsy mora ny Manao an'ilay vidéo ho anareo 🤣

Rapitso 19:30 ny fotoana a ❤️



Rapitso 19:30 no mivoaka ny vidéo fa anio aloha dia andao hiaraka hisaotra an'Andriamanitra tamin'ny nataony antsika tam...
06/09/2026

Rapitso 19:30 no mivoaka ny vidéo fa anio aloha dia andao hiaraka hisaotra an'Andriamanitra tamin'ny nataony antsika tamin'iny semaine iny ❤️

Afaka manoratra ve ianao hoe MISAOTRA JESOSY TAMIN'NY NATAONAO SY IZAY MBOLA HO ATAONAO TAMIN'NY FIAINAKO ?

MBA AFAKA HANOME AVIS KELY VE IANAO? ⭐Mbola tsy misy avis ao amin'ny Page Holy Andolalaina CM amin'izao fotoana izao. 🙂R...
05/09/2026

MBA AFAKA HANOME AVIS KELY VE IANAO? ⭐

Mbola tsy misy avis ao amin'ny Page Holy Andolalaina CM amin'izao fotoana izao. 🙂

Raha efa nanaraka ny Page ianao, efa nahazo torohevitra avy amiko, na efa niara-niasa tamiko, dia tena hanampy ahy be ny hamelanao avis kely momba ny fanampiako na fanfraisako anareo ❤️

Ny avis-nao dia manampy ahy:
✅ hahafantaran'ny olona bebe kokoa ny asako;
✅ hananganana fahatokisana amin'ireo olona mbola tsy mahalala ahy;
✅ hanatsarana hatrany ny fomba fiasako;
✅ hanampiana ireo mpanjifa vaovao hahafantatra ny service omeko.

Tsy voatery atao lava be ilay izy. Afaka manoratra teny vitsivitsy fotsiny ianao momba ny zavatra hitanao,

ohatra:
“Mahafinaritra ny torohevitra ary mazava tsara ny fanazavana.”
na:
Izay zavatra tsapanao fotsiny ato amin'ny pageko ❤️

Raha afaka manome avis ahy ianao dia tsindrio ny “Avis” ao amin'ny Page, dia soraty eo ny hevitrao.

Misaotra betsaka anareo rehetra manohana ny Page Holy andolalaina CM . Tena manan-danja amiko ny hevitrareo. 🙏

💬 Afaka manampy ahy amin'ny alalan'ny fanomezana avis ve ianao?
Tinao hitohy foana ny fifandraisantsika a? Alefaso ary ny avis-nao.

Miditra ao amin'ny page ianao dia mahitan'io nomarqueko io dia tsindrio eo dia manoratra amin'izay ianao ❤️

04/09/2026

Misy be fiantana rakizy nareo ato an 😭🤣🤣🤣🤣
Ho ataoko zanako aby ngamba nareo 🤣🤣

04/09/2026

Ho ataoko vidéo ve sa ho ataoko texte eto ny valin'ny fanontanianareo reo hoe :

"INONA NO ATAO RAHA VAO VOASOKATRA NY PAGE"?

Ry namako ato ❤️Raha mahavoaray mp toy ity ianao ao amin'ny pagenao ao dia aza mipanika 🙂Aza mikitika an'io lien io akor...
03/09/2026

Ry namako ato ❤️

Raha mahavoaray mp toy ity ianao ao amin'ny pagenao ao dia aza mipanika 🙂
Aza mikitika an'io lien io akory fa Tonga dia fafao avy hatrany.

❌ Arnaque io mba hi-piratena ny pagenao ❌

Address

ANTSIRABE
Antsirabe
110

Telephone

+261334843818

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Holy andolalaina CM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share