Fitia's Nahomah

Fitia's Nahomah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitia's Nahomah, Shopping & retail, Andrefatsena, Antsirabe.

Boutique de mode femme 💃
Chaussures 👟 | Vêtements 👗 | Sacs 👜
Talons 👠 | Bijoux inoxydables ✨ | Accessoires
📍 Antsirabe
📲 Commande via message ou WhatsApp
🚚 Livraison disponible
📲 WhatsApp : 033 52 182 09

Déstockage manokana nozaraina ho anareo.🥰 Raha te hahazo vokatra amin'ny vidiny mihena ianao dia aza tara, satria rehefa...
06/08/2026

Déstockage manokana nozaraina ho anareo.🥰 Raha te hahazo vokatra amin'ny vidiny mihena ianao dia aza tara, satria rehefa lany ny stock dia tapitra ny tolotra.😊
👌

Indraindray, ny tolotra tsara indrindra dia tonga amin'ny fotoana tsy ampoizina.🥰Nozarainay ity déstockage ity mba hanam...
06/08/2026

Indraindray, ny tolotra tsara indrindra dia tonga amin'ny fotoana tsy ampoizina.🥰
Nozarainay ity déstockage ity mba hanampiana anao hahita vokatra tsara amin'ny vidiny mirary. Mety ho ireto mihitsy ilay zavatra efa notadiavinao hatry ny ela.😊
👈

Offre milay be ho anareo zay anjifa mandritra ity   ity👈 alohany atongavan'ny   👈Ataonay GRATUIT 😱ny frais de livraison ...
06/08/2026

Offre milay be ho anareo zay anjifa mandritra ity ity👈 alohany atongavan'ny 👈
Ataonay GRATUIT 😱ny frais de livraison raha manodidina amin'ireto toerana ireto no misy anao👇
Antsirabe ville, Manodidina ny Gara, Ambavahadimangatsiaka, STAR, Cerrure ary Ampihaviana
Koa araraoty ary fa vetyvety ihany anie dia lany e

  Taille standard pour S,M,L Prix normal: 30.000Ar : 25.000Ar 😱
05/08/2026



Taille standard pour S,M,L
Prix normal: 30.000Ar
: 25.000Ar 😱

  Jord4 metallique black & jord4 retro brown Black:37,41Brown:40Au lieu de 60.000 Ar  : 49.000 ar 🫨😲😮
05/08/2026


Jord4 metallique black & jord4 retro brown
Black:37,41
Brown:40
Au lieu de 60.000 Ar

: 49.000 ar 🫨😲😮

    POUR GARÇON 13,14,15,16ans Prix Normal:45.000 Ar  : 30.000 AR 😲😮🫨
05/08/2026



POUR GARÇON 13,14,15,16ans

Prix Normal:45.000 Ar

: 30.000 AR 😲😮🫨

Ireto ndray ilay ensemble 2pcsIlay vert efa tsy disponible intsony..Vao tsy vita pub dia efa lasa sahady..     Box154 au...
17/07/2026

Ireto ndray ilay ensemble 2pcs
Ilay vert efa tsy disponible intsony..
Vao tsy vita pub dia efa lasa sahady..

Box154 au 2ème ètage devant ny tohatra apovoany mintsy


Manao Livraison
Mandefa faritra

Ireto ilay   arrivage ary oo..   Disponible en 5couleur   TSARASAOTRA FIHAVANANA CENTER BOX154 au 2ème ètage devant ny t...
14/07/2026

Ireto ilay arrivage ary oo..



Disponible en 5couleur

TSARASAOTRA FIHAVANANA CENTER BOX154 au 2ème ètage devant ny tohatra apovoany no misy anay
Taille standard S_M_L

Manao Livraison
Mandefa faritra 👌

  Ireto ny arrivage ho tonga ampitso...Samy ary mihomana ee..Tena mbola ato akatoka ny atsika isika izao..  ilay tena ma...
13/07/2026


Ireto ny arrivage ho tonga ampitso...
Samy ary mihomana ee..
Tena mbola ato akatoka ny atsika isika izao..
ilay tena matevina be io

Tonga fa 2pc par couleur ihany no disponible tonga an..

Address

Andrefatsena
Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:30 - 01:30

Telephone

+261331606722

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitia's Nahomah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share