24/07/2025
๐คAhoana no ahitana ny ny Tรฉlรฉphone mba tsy ho voafitaka ianao
๐ดIsika rehetra rehefa mividy Tรฉlรฉphone vao2 dia tsy maintsy mijery mรฉmoire ny Tรฉlรฉphone daholo vao mividy.
๐ขNy olana anefa dia maro be ny Tรฉlรฉphone amizao no soratra fotsiny sisa no ao @ paramรจtre fa tsy tena izy intsony. Ohatra oe 64Go no hitanao misoratra eo fa ny tena vrai mรฉmoire rehefa ampidirana donnรฉes ao dia 32Go na 16Go mihintsy aza no zakany.
๐ดKa inona ary no tokony hatao mba tsy ho voafitaka?
โ
Misy mรฉthode maro be azo atao, ohatra jerena @ alalan'ny , anisany tena tsara ihany koa ny mampiasa apk , , sns ...
โ ๏ธMisy kosa anefa mpivarotra Tรฉlรฉphone tsy manaiky ny hanaovana izay zavatra izay, zany hoe tsy avelany hi installer apk ianao raha mbola vao mijery2 fotsiny fa fsy hividy, ka izay no nanaovanay ity iray azo atao ity, na Tรฉlรฉphone mbola vao2 aza.
๐Tsotra kely, tsy mila mi installer inona2 fa aplication fotsiny no ilaina dia vita, araho ny sary eo ambany.๐
NB: ร 90% dia marina foana no asehony Chrome sy Xender ... saingy misy ihany ireo Tรฉlรฉphone kiray2 izay efa vitany zareo sinoa ny manova azy ka tsy fantatra intsony. Zany hoe mbola azo ametrahana fitokisana tsara ity technique ity hatreto
๐ Source ๐
๐ CFT - Centre de Formation Technologique๐