20/06/2024
Zarao fa mahasoa tompoko 👍
BOKY FAHA-2, TENA ILAINAO ITY
Zarainay ho anao maimaimpoana
- Ho an'ny olona te hitady famatsiam-bola
- Mpianatra hanao mémoire
- Mpiompy te ho matihanina amin'ny famokarana
Dia ity fizaranay androany ity dia hahafahanao mahafantatra ny mason-karena rehetra amin'ny fiompiana ataonao, mahita ny vokatra mialoha mety ho azo ary ny fanafody sy ny fitaovana rehetra ao anatiny
- Fichier Excel izy ity, azonao hovaina araka izay tianao fotsiny ny isan'ny reniakoho hompianao dia efa automatique avokoa ny calcul ao anatiny, hatramin'ny isan'ny zanany azo isam-bolana
- Sokafana amin'ny Telefaona Android fotsiny na ordinateur
AHOANA NO HAHAZOANAO AZY?
- Hasainay ianao mba hizara ny publication antsika ho an'ireo namana hafa mila fahombiazana tompoko
- Araho ny Pejy ho anao vaovao
- Dia alaivo ao amin'ny mp ny anjaranao aorian'izay, misaotra tompoko!
INONA NO ANTON'IREO FEPETRA?
▫️Ny olona vonona hanao zavatra ihany tompoko no tianay hampiana sy tolorana
▫️ Hifarana ny 25 JONA ny hanomezanay azy ity ka aza tara tompoko, hampianarinay anao amin'ny mp ny fomba fanaovana azy
/