𝙔𝙤𝙪𝙡𝙮.𝙢𝙜

𝙔𝙤𝙪𝙡𝙮.𝙢𝙜 �Fashion is what you buy. Style is what you do with it.�

12/09/2026

Mba misy otrana koa ve nareo hoe tena tia miheno hira milamindamina mafy be @ casque na écouteurs refa le irery ao antrano iny. Na hira love love io na hira tsy love love de mety fona refa mandondona fo kely iny fotsiny 😅

Teto za vo tonga saina hoe hay moa za efa tia Janet Jackson zany atr@zay na de tsy haiko ary ny toniny t@zany🤦‍♀️. Fa naveriko nienona ndray le izy zao de vo may lasa tiko.

Zavatra kely otranizany de efa thérapie kely manampy manome fifaliana anao @ fiainana 😘

Pour toutes les personnes qui essaient de tout gérer à la fois : respirez…😌N’oubliez pas : une vie belle n’est pas forcé...
11/09/2026

Pour toutes les personnes qui essaient de tout gérer à la fois : respirez…😌
N’oubliez pas : une vie belle n’est pas forcément une vie bien gérée.

Mety foana io, fa moramora ihany 😉

Bonne journée ❤️

Coucou elaela kely o☺️Nareo koa ve mba somary sahirana kely mamerina anle routine mpianatra mianatra indray😁Tsy hitahita...
10/09/2026

Coucou elaela kely o☺️

Nareo koa ve mba somary sahirana kely mamerina anle routine mpianatra mianatra indray😁

Tsy hitahita kely aloha za teo fa somary nikarakara fidiran’ny mpianatra Sady mbola miandry Arrivage fa efa kely sisa fa miandry bateau ho tonga tsika. Any an ☺️

Bonne rentrée koa ho an’ny zazah anareo rehetra ao

Misy pointure 36 iray ity Bottines ity an ✅ Cuir véritableMarron chocolat🍫Prix: 200 000 Ar
27/08/2026

Misy pointure 36 iray ity Bottines ity an
✅ Cuir véritable
Marron chocolat🍫

Prix: 200 000 Ar

27/08/2026

Ny poketrako rehetra de presque marron na noir daholo fa otrany tsy mahavantana ana mintsy le couleur hafa 😅

Fa ity couleur somary terracotta ity kosa anefa tena tsara lotra de lasa nanao jp 1 t@ty za 😍 Tsy aleonareo maka koa fa stock limité anie e

• Sac Po Po N.10 Galop
• 125 000 Ar

26/08/2026

🔥Milay be😍

Sac Po Po N°10 Galop 👜✨
Couleurs : Marron • Terracotta/Rouille • Noir

Prix : 125 000 Ar

Jerenareo ny hatsaran’ireto robe reto refa anaovana. Sady maivamaivana kely ery. Efa mora be ny vidiny fa mbola ataotsik...
25/08/2026

Jerenareo ny hatsaran’ireto robe reto refa anaovana. Sady maivamaivana kely ery.
Efa mora be ny vidiny fa mbola ataotsika Mora be iany satria TOUT DOIT DISPARAÎTRE 😍

🔥25 000 Ar🔥 fotsiny fa ataotsika Promo be mintsy

Beige: S(1) - XL(1)
Marron rouille: XL (3)
Vert pastel: S (2) - L (1)

(Taille L no anaovako eto)

Ho avy eo iany ny arrivage fa zao aloha mbola varina mizesta maka sary 😅 laingako zany fa coucou nareo rehetra zay aty M...
23/08/2026

Ho avy eo iany ny arrivage fa zao aloha mbola varina mizesta maka sary 😅 laingako zany fa coucou nareo rehetra zay aty Majunga.

Profiteo milay be daholo ny vacances fa avy eo miverina @ fiainana rotoroto be indray 😏

Tsara le Majunga fa saingy tsisy sauce voanjo😅😔☀️🏝️🌊
22/08/2026

Tsara le Majunga fa saingy tsisy sauce voanjo
😅😔

☀️
🏝️
🌊

21/08/2026

Summer Outfits 🏝️

Bonnes vacances daholo o 😘

Address

Antsirabe
110

Telephone

261342960823

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝙔𝙤𝙪𝙡𝙮.𝙢𝙜 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share