All Store Bira

All Store Bira Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from All Store Bira, Shopping & retail, Antsenakely, Antsirabe.

✨ Parce que le bonheur d’un enfant n’a pas de prix ✨Ce Noël, offrez plus qu’un cadeau : offrez de la joie, des rires et ...
22/12/2025

✨ Parce que le bonheur d’un enfant n’a pas de prix ✨
Ce Noël, offrez plus qu’un cadeau : offrez de la joie, des rires et des souvenirs 🎁
🎄 Large choix de jouets
🎅 Ambiance magique garantie
📍 Antsenakely
📞 Contact : 034 44 485 08 , 034 48 311 02
👉 Venez vite trouver le cadeau parfait pour Noël.

Salama daholo☺️Ela ela tsy hita izahay fa efa eto foana amin'izay ☺Betsaka ny kilalao afaka hiarahana amin'ny fianakavia...
31/12/2024

Salama daholo☺️
Ela ela tsy hita izahay fa efa eto foana amin'izay ☺
Betsaka ny kilalao afaka hiarahana amin'ny fianakaviana amin'ity faran'ny taona ity. 🥰
Maro ihany koa ny zavatra tonga ka tongava mijery mivantana ary na miditra mp 🥰
Mirary faran'ny taona mahafinaritra ho anareo rehetra🎉

Ela ela tsy hita fa nanomana zavatra tsara be ho an'i Neny satria efa akaiky ny fetin'izy ireo❤️100% coton 😉Prix : 30.00...
18/05/2024

Ela ela tsy hita fa nanomana zavatra tsara be ho an'i Neny satria efa akaiky ny fetin'izy ireo❤️

100% coton 😉
Prix : 30.000Ar 🥰

By All Store Bira Antsenakely
NB: Satria i Neny tokana dia natao Modèle unique ireto🥰

Salama daholo 🥰Maro ny entana tonga ka manasa anareo hijery izay mahasoa ao amin'ny magasin All Store Antsenakely ooo🥰
05/04/2024

Salama daholo 🥰
Maro ny entana tonga ka manasa anareo hijery izay mahasoa ao amin'ny magasin All Store Antsenakely ooo🥰

Trinnnnn🔔Misy amin'ilay mahafinaritra anareo koa ireto an😁Mbola misokatra foana ny All Store fa aza tara😘Raha mbola tsy ...
13/02/2024

Trinnnnn🔔
Misy amin'ilay mahafinaritra anareo koa ireto an😁

Mbola misokatra foana ny All Store fa aza tara😘
Raha mbola tsy nahazo cadeau ho an'i rafotsy na ramose🥰👀 misy tsara mihitsy ao!!

Mbola tsy manana idée ho atolotra amin'ny saint Valentin foana ve?👀Ireto misy hevitra harosonay sady mamy kely🥰Tena inox...
13/02/2024

Mbola tsy manana idée ho atolotra amin'ny saint Valentin foana ve?👀
Ireto misy hevitra harosonay sady mamy kely🥰
Tena inoxydable tsara mihitsy ireo🥰

Mbola tsy nahazo cadeau Saint Valentin ve?🥹 Hoento eny amin'ny boutique All Store Antsenakely izy misafidy izay zavatra ...
13/02/2024

Mbola tsy nahazo cadeau Saint Valentin ve?🥹
Hoento eny amin'ny boutique All Store Antsenakely izy misafidy izay zavatra tiany mihitsy🥰😉

Tsara qualité ny entana nefa amin'ny vidiny mirary 😘

Miarahaba an-tsika rehetra o☺️Maro ny entana tonga ary amin'ilay tsara qualité avokoa  nefa amin'ny vidiny mirary🥰☺️Mana...
12/02/2024

Miarahaba an-tsika rehetra o☺️
Maro ny entana tonga ary amin'ilay tsara qualité avokoa nefa amin'ny vidiny mirary🥰☺️

Manasa anareo ary hijery mivantana eny amin'ny All Store Antsenakely ☺️
Mirary tontolo andro mahafinaritra 🙏🏻

09/02/2024

Miarahaba an-tsika rehetra 🙏🏻
Nisy ni-pirate moa ilay page ALL STORE teo aloha ka dia ity indray ny page vaovao🙏🏻
Eto isika no hifampizara ny entana vaovao indray ka araho tsy tapaka ny pejy fa miezaka ny hanome ny zavatra tsara ho anareo hatrany! Mankasitraka indrindra 🥰

Address

Antsenakely
Antsirabe

Telephone

+261331476410

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when All Store Bira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to All Store Bira:

Share